Univers Plomberie Mada

Univers Plomberie Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Univers Plomberie Mada, Antananarivo.

🔧 Ataovy pro ny installation-nao miaraka amin’ny matériel azo itokisana 💦
Service rapide • Kalitao tsara • Prix accessible 👌
📍 Analamahitsy
📲 034 40 408 89
Univers Plomberie Mada 🧷

⚙️ PRESSOSTATAtaovy automatique ny fiasan'ny pompe-nao amin'ny alalan'ny pressostat kalitao.✅ Mandeha ho azy ny pompe ✅ ...
12/06/2026

⚙️ PRESSOSTAT
Ataovy automatique ny fiasan'ny pompe-nao amin'ny alalan'ny pressostat kalitao.
✅ Mandeha ho azy ny pompe ✅ Miaro ny installation ✅ Mora apetraka ✅ Kalitao azo antoka sy maharitra
Ny pressostat dia manampy amin'ny fanaraha-maso automatique ny tsindrin-drano ary manatsara ny fahombiazan'ny pompe.
📦 Disponible izao
📞 Contact : 034 40 408 89 📩 Inbox raha mila fanazavana na hanafatra.

💧🔥 RANO MATANJAKA, FIADANANA ISAN'ANDRO! 🔥💧Tsy mahafa-po anao ve ny tsindry rano ao an-trano?Ny Surpresseur d'Eau no vah...
11/06/2026

💧🔥 RANO MATANJAKA, FIADANANA ISAN'ANDRO! 🔥💧
Tsy mahafa-po anao ve ny tsindry rano ao an-trano?
Ny Surpresseur d'Eau no vahaolana hanomezana rano mikoriana tsara sy matanjaka amin'ny fotoana rehetra.
✅ Mampitombo ny tsindry rano
✅ Mahomby sy maharitra
✅ Kalitao tsara
✅ Mety amin'ny trano sy toeram-piasana
💦 Aza avela hanahirana anao intsony ny rano malemy!
📞 034 40 408 89 📩 Alefaso Inbox ny commande-nao.

⚡ FLOTTTEUR ÉLECTRIQUEArovy ny pompe-nao amin'ny fomba tsotra sy mahomby!✔️ Miaro ny pompe amin'ny tsy fahampian-drano ✔...
10/06/2026

⚡ FLOTTTEUR ÉLECTRIQUE
Arovy ny pompe-nao amin'ny fomba tsotra sy mahomby!
✔️ Miaro ny pompe amin'ny tsy fahampian-drano ✔️ Mandeha ho azy ✔️ Mora ampiasaina sy apetraka ✔️ Manalava ny androm-piainan'ny pompe
Ny flotteur électrique dia vahaolana azo antoka hisorohana ny fahasimban'ny pompe sy hiantohana ny fiasany ara-dalàna isan'andro.
📦 Disponible izao
📞 Commande : 034 40 408 89

🔧 FLEXIBLE 1M✔️ Kalitao tsara ✔️ Mora apetraka ✔️ Mahazaka tsindry ✔️ Mety amin'ny fametrahana ranoNy flexible tsara kal...
09/06/2026

🔧 FLEXIBLE 1M
✔️ Kalitao tsara ✔️ Mora apetraka ✔️ Mahazaka tsindry ✔️ Mety amin'ny fametrahana rano
Ny flexible tsara kalitao no antoky ny faharetan'ny installation-nao sy ny fikorianan'ny rano tsy misy olana.
Aza misafidy vokatra mora simba, fa fidio ny kalitao maharitra.
📦 Disponible izao
📞 Contact : 034 40 408 89

🔵 La solution idéale pour votre alimentation en eau !Vous recherchez une pompe de surface fiable et performante pour vot...
08/06/2026

🔵 La solution idéale pour votre alimentation en eau !
Vous recherchez une pompe de surface fiable et performante pour votre maison, jardin ou réservoir ?
Chez Univers Plomberie Mada, nous vous proposons des équipements de qualité conçus pour durer et offrir un excellent rendement.
✅ Performance optimale
✅ Installation facile
✅ Qualité garantie
📦 Disponible en stock
📞 Contact : 034 40 408 89 📩 Inbox pour plus d'informations
💧🔧

 fans Araraoty fa misy promotion androany ato amin'ny Vente des pièces plomberie
06/06/2026

fans
Araraoty fa misy promotion androany ato amin'ny Vente des pièces plomberie

💧 CONSEIL DU JOURFantatrao ve fa ny fuite kely iray dia mety handany rano an-jatony litatra isam-bolana?✅ Jereo tsy tapa...
03/06/2026

💧 CONSEIL DU JOUR
Fantatrao ve fa ny fuite kely iray dia mety handany rano an-jatony litatra isam-bolana?
✅ Jereo tsy tapaka ny robinet sy raccords. ✅ Soloy avy hatrany ny joints simba. ✅ Aza miandry ny olana hihalehibe vao miantso matihanina.
Univers Plomberie Mada, mpiara-miombon'antoka aminao amin'ny vahaolana rehetra momba ny plomberie.
📞 Mifandraisa aminay raha mila fanampiana.

02/06/2026

🔧 Ahoana no hahafantarana fa mila soloina ny vessie de surpression?
Ireto misy famantarana: ✅ Miakatra sy midina matetika ny pompe ✅ Mihena ny pression d'eau ✅ Misy rano mivoaka amin'ny valve an'ilay vessie ✅ Mitombo ny consommation électrique
👉 Raha mahatsikaritra ireo famantarana ireo ianao dia mety mila fanoloana na fanaraha-maso ny installation-nao.
📩 Mifandraisa aminay raha mila torohevitra na pièces de plomberie kalitao.

25/05/2026

✨ Bon Lundi de Pentecôte à tous 🙏
Que cette journée apporte paix, bénédictions et réussite dans chaque foyer 🤍
🔧 Univers Plomberie Mada reste à votre service pour tous vos besoins en : ✅ Pompes
✅ Vessies
✅ Raccords
✅ Accessoires plomberie
📩 Inbox ouvert pour commandes et informations.

🚨💧 PRESSION D’EAU FAIBLE ? 💧🚨La solution idéale : Vessie 50 Litres 🔧✅ Stabilise la pression d’eau✅ Protège votre pompe✅ ...
23/05/2026

🚨💧 PRESSION D’EAU FAIBLE ? 💧🚨
La solution idéale : Vessie 50 Litres 🔧
✅ Stabilise la pression d’eau
✅ Protège votre pompe
✅ Réduit les démarrages fréquents
✅ Grande capacité 50L
✅ Qualité durable & résistante
🏠 Idéal pour maison, immeuble et installation plomberie
📦 Disponible dès maintenant
📩 Inbox pour prix & commande
🚚 Livraison possible

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261344040889

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Univers Plomberie Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Univers Plomberie Mada:

Share