Filan-kasoa

Filan-kasoa "Ny tsara no tadiavo, dia izay tsara ho fampandrosoana, mba hahasoa izay mandre." (Efe 4:29 ; Amosa 5:14)

Raha te hazoto hiasa hono rehefa alatsinainy dia manaova manjakely🤭Look du jour kely ary aloha🥰Manararaotra manao akanjo...
13/04/2026

Raha te hazoto hiasa hono rehefa alatsinainy dia manaova manjakely🤭
Look du jour kely ary aloha🥰

Manararaotra manao akanjo maivamaivana fa kely sisa dia hiditra ririnina an !🥶

Mirary herinandro mahafinaritra sy feno fiadanana ho antsika rehetra ary oh🌟🌤️🙋🏾‍♀️

"Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy"✨✨ Hebreo ...
05/04/2026

"Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy"✨✨
Hebreo 5 : 9

Efa nandresy Izy ary mpandresy koa isika ao Aminy🥰

Miarahaba nahatratra ny p***a 2026, manaova fety sambatra daholo🥳

Aprily sahady🥳Mbola tsy tara kosa angamba raha izao isika vao hijery ny tendance amin'ity 2026 ity eh ?🙃Raha te hanaraka...
03/04/2026

Aprily sahady🥳
Mbola tsy tara kosa angamba raha izao isika vao hijery ny tendance amin'ity 2026 ity eh ?🙃

Raha te hanaraka lamaody ianao dia ireto misy tendance maromaro vitsivitsy amin'ity taona ity :

1️⃣ Afaka asongadinao kokoa ny fanaovana akanjo misy loko mahafinaritra toy ny rose, jaune💛, orange🧡, vert💚, lavande🪻, bleu ciel💙...mba miala kely amin'ny marrons sy beige indray🤭
2️⃣Style "workwear", raha te hanao paozy mihaja . Vestes, pantalon tailleur na wide leg...izy daholo 'zany !😊
3️⃣Satin, lin, dentelle...ireo no lamba tendance amin'ity taona ity🦋
4️⃣Ny jean moa izay tsy lefy laza, ao ny robe en jean, ny combi-pantalon...👖
5️⃣Robe bohème sy ny robe maxi indray raha robe kokoa no ankafizinao, sady maivamaivana sy mitopatopa...aoka fotsiny😍
6️⃣Farany, miverina malaza koa izao ny fanaovana ireny ''broches" ireny, touche kely fa tena manova ny fitafiana😉

"La mode se démode mais le style jamais" hoy ny fitenenana

Inona amin'ireo no efa anananao ary inona no mba tianao ho azo amin'ity 2026 ity?🥰

Efa nisy fotoana ve ianao nanao akanjo dia nahatsapa hoe: "Tena manendrika be ahy kosa ny lokon'ilay akanjo anh"😎Sa kosa...
29/03/2026

Efa nisy fotoana ve ianao nanao akanjo dia nahatsapa hoe: "Tena manendrika be ahy kosa ny lokon'ilay akanjo anh"😎
Sa kosa nisy akanjo dia ohatrany nampiseho anao ho vizana be?😒

Eo no miditra ny "colorimétrie"

👉🏾Izany dia ny fandalinana ny loko izay mifanaraka indrindra amin'ny lokon-tavanao (carnation), ny masonao, ary ny lokom-bolonao.

Ho mora kokoa aminao ny miantsena sy mifidy loko mifanaraka aminao✨

💡 Soso-kevitra kely:
jereo ny lokon'ny lalan-drà (veines) eo amin'ny tananao:

✿Raha loko maintso no hitanao : dia loko "chaudes" (volontany, mavo, volom-boasary) no mety aminao.🟤🟡🟠

✿Raha manga kosa no hitanao : dia loko "froides" (manga, volomparasy, argenté) no mampivoaka anao.🔵🟣

Fitaovana hanampy anao:
​Chatgpt/Gemini : Mandefasa sary mazava tsara (lumière du jour) dia anontanio ny colorimétrie-nao.

​Application : Azonao ampiasaina ny "Dressika".

Afaka mahafantatra ny azy daholo ny rehetra na lahy na vavy, nefa malalaka foana ianao hitafy izay loko tianao! 😉🤗

Ary ianao? Misy loko tena hitanao hoe manendrika anao? Soraty ao amin'ny commentaires👇🏾👇🏾

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Filan-kasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share