𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜

𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜 🛒🛍Boutique en Ligne 🛍🛒
📌Vente en gros et en détail.
🚚Livraison partout à MDG🚚

Jean 5:47Mais si vous ne croyez pas à ses écrits, comment croirez-vous à mes paroles?            💞Bonne journée daholo 🥰...
23/12/2025

Jean 5:47
Mais si vous ne croyez pas à ses écrits, comment croirez-vous à mes paroles?
💞Bonne journée daholo 🥰🥰
Mbola tsy tapitra ny lalaontsika an😘

❌️TANDREMO ❌️   Misy mobile money mitady ho avy any aminareo any ‼️ iza ary?🤔Ataovy "jp mobile money" ftsn dia antsoy ny...
18/12/2025

❌️TANDREMO ❌️
Misy mobile money mitady ho avy any aminareo any ‼️ iza ary?🤔
Ataovy "jp mobile money" ftsn dia antsoy ny namana hilalao sy i s'abonne dia lasa zao🤑🤑🤑
2️⃣K ny tanjona, feno io dia ataontsika ny fisarihana😘😘
fans
𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜

Tiako ty fanehoankevitra ity🥰
17/12/2025

Tiako ty fanehoankevitra ity🥰

🤑Na ho atao 1000Ar aza ny labiera dia tsy anatin’ny mpanjifa aho ,na ho atao 50Ar aza ny sigara dia tsy misy mpividy raha izaho ka raha naneho ilay litchi 80000Ar ny 5kg vôniny kely ranoray aho ka tsy ao anatin’ny mpanjifan’ilay societé koa ianao! TSY IANAO IZANY ILAY ATAO HOE CLIENT CIBLE ao anatin’izay fa olona hafa👇
1- Manana fitiavana ambony ilay produit ka mahay manavaka ny kalitao rehetra mahakasika azy
2-Mankafÿ kanefa manana fahefana mividy
❌Tsy hoe lafo na mora ny produit iray tahaka ireny vidina pôketra AUTHENTIQUE ireny fa hoe HATRAIZA ny fitiavanao azy sy ny FAHAFAHANAO mividy azy? Tahaka izay ny cible @ entana rehetra

👉Ilay litchi 80000Ar le 5kg aloh anh!TENA MISY fa tsy izaho no mivarotra azy fa société lehibe iray ao Tamatave ao. Io mihitsy ny vidiny nanaovako commande satria izaho anatin’ilay CLIENT CIBLEn’ilay société ary livraison gratuite mihitsy , tsy nakako tombony na kely fa mba fizarana kay tena nisy nanao commande 😂MISAOTRA ANAREO na izany aza ,tao anatin’iny vidéo iny koa nahitana fa maro ireo Malagasy frustrée tsy mahatakatra izay système izay ary ihany koa teren’ny vidim-piainana miakatra izay tsy hanomezantsiny ka mitondra fahatezerana ao anatiny ny fahitana ilay prix 🙂

🏵Ireto koa anie ka tsara e🏵     Âge : 1 à 12 ans
16/12/2025

🏵Ireto koa anie ka tsara e🏵
Âge : 1 à 12 ans

🎅👗ROBE CHRISTMAS 👗🎅     🔔Aleo ireto avoakao mitoka mihitsy mba ho hitanareo🔔Âge : 0 à 12 ans
16/12/2025

🎅👗ROBE CHRISTMAS 👗🎅
🔔Aleo ireto avoakao mitoka mihitsy mba ho hitanareo🔔
Âge : 0 à 12 ans

🇲🇬GASY HATRANY 🇲🇬     Tsy ambaka ny an'ny hafa kosa aloha ny vita gasy e,zao kosa ve dia...🫶👍❤️CHRISTMAS, FIANÇAILLES,,R...
16/12/2025

🇲🇬GASY HATRANY 🇲🇬
Tsy ambaka ny an'ny hafa kosa aloha ny vita gasy e,zao kosa ve dia...🫶👍
❤️CHRISTMAS, FIANÇAILLES,,RÉUNION DE FAMILLE, ÉCHANGE DE CADEAUX, CADEAUX SNS...❤️
‼️Aza ela fa tsy misy maro ireto ensemble ireto‼️
Âge : 1 à 12 ans et taille S,M,L,XL

⬇️👇AO @ COMMENTAIRES NY ANJAZAVAVY 0 à 12 ans
🚚 Livraison partout à Mdg ou à l'étranger 😘🛍
𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜

😍GASY KA MANJA😍Aleo izy mba hiova kely ndray e‼️Akanjo gasy mihaja an'ankizy LAHY & VAVY    👕Ensemble 1 à 12 ans    👗Rob...
08/12/2025

😍GASY KA MANJA😍
Aleo izy mba hiova kely ndray e‼️
Akanjo gasy mihaja an'ankizy LAHY & VAVY
👕Ensemble 1 à 12 ans
👗Robe 0 mois à 12 ans
Dispo de suite : Robe 0 mois à 2 ans
Ensemble 1ans - 2 ans - 4ans - 12 ans
🛍À récupérer à Analakely en face pharmacie (totobaton'Antaninarenina) où 🚚 livraison possible.
☎️0324955006

05/12/2025

Maina ve zany tsena zany 🤭😅

03/12/2025

Tianareo atao otrin ny prix anireto jeans manitra be an'ankizy reto?
Mba tsy latsakin'ny 4.000ar fotsiny🤪😘😘
Ndao ary e😘😘
Partageo ↪️,likeo👍,mentineo ny namana hanaraka tsy tapaka fa ho avy ny cadeau 🎁 𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜

Address

Rue Docteur Joseph Raseta
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓒𝓱𝓮𝔃 𝓕𝓪𝓱'𝓜 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share