02/06/2026
Tantara omaly 🥹
Anjah: mirava amin’ny firy enao?
Za : amin’ny 5 sasany
Anjah : ok, efa eto ivelany fiasananao za miandry anao
Nivoka za dia ilay bouquet sy cadeau ireo niandry anah teo ivelany teo 😭😍
Otrany tsara ilay manana zandry an? 😁
Any koa zay zandrikeliko faravavy zay, elle se reconnaîtra.
Tiako nareo e ❤️❤️
Merci infiniment 🥹