Ny Zaitra ato Aminay II

Ny Zaitra ato Aminay II Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Zaitra ato Aminay II, Sewing & Alterations, Tana ville, Antananarivo.

❤️Ankino amin'i JEHOVAH ny asanao dia ho lavorary izay kasainao❤️ OHABOLANA 16 :3

Mivarotra PANTI SHORT, CALCON, sns...
En gros sy en details
Livraison rapide, en ville et en province
Contact 0345640811
Tsara sady mafy zaitra, tissu vrai coton daholo an

tena kely sisaoo‼️🌸SLIM JEANS / W**D LEG🌸  TRES TENDANCE / ELASTICE 👉SLIM JEANS Style destroy:  30(1)👉SLIM JEANS Avec po...
24/06/2026

tena kely sisaoo‼️
🌸SLIM JEANS / W**D LEG🌸
TRES TENDANCE / ELASTICE

👉SLIM JEANS Style destroy: 30(1)
👉SLIM JEANS Avec poche: pt29(2)
👉WEDL LEG Avec poche : pt30(2)

vitsy2 ireo fa alefaso commande an...
manao livraison sur tana, mandefa faritra rehetra🥰👌

contact : 0345640811 ou mp direct 🥰

efa miandry ato daholo livraison anareo an🥰dia ny pataloha vitsy2 sisa no ato fa aza tara🥰
23/06/2026

efa miandry ato daholo livraison anareo an🥰
dia ny pataloha vitsy2 sisa no ato fa aza tara🥰

🌸SLIM JEANS / W**D LEG🌸  TRES TENDANCE / ELASTICE 👉SLIM JEANS Style destroy: pt 29(1) 30(1)👉SLIM JEANS Avec poche: pt29(...
21/06/2026

🌸SLIM JEANS / W**D LEG🌸
TRES TENDANCE / ELASTICE

👉SLIM JEANS Style destroy: pt 29(1) 30(1)
👉SLIM JEANS Avec poche: pt29(2) 30(1)
👉WEDL LEG Avec poche : pt30(2) 28(1)

vitsy2 ireo fa alefaso commande an...
manao livraison sur tana, mandefa faritra rehetra🥰👌

contact : 0345640811 ou mp direct 🥰

manao livraison fona izahay na   ary amin'izao an...🇲🇬🇲🇬🇲🇬
19/06/2026

manao livraison fona izahay na ary amin'izao an...
🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🥳anniversaire an'ito beaugosse kelinay ito zareo androany a🥰🥰Mba mangataka firariantsoa avy aminareo hono izy e🥰dia miar...
09/06/2026

🥳anniversaire an'ito beaugosse kelinay ito zareo androany a🥰🥰
Mba mangataka firariantsoa avy aminareo hono izy e🥰
dia miarahaba ireo izay mitovy date d'anniversaire aminy na ihany koa nandray fahasoavana tamin'ity andro anio ity🥰mirary soa atsika tsirairay hatrany
mirary tontolo andro mahafinaritra😘🥰


07/06/2026
Efa manomana ny livraison rahampitso izahay an...🥰🥰🥰Mankasitraka fona e🥰
07/06/2026

Efa manomana ny livraison rahampitso izahay an...🥰🥰🥰
Mankasitraka fona e🥰

✨ PROMOTION HASARAMANITRA🇲🇬Ndao hanandratra ny vita malagasy, sady tsara kalitao, vidiny tena mora e...🥰💰 NY VIDINY: STA...
07/06/2026

✨ PROMOTION HASARAMANITRA🇲🇬
Ndao hanandratra ny vita malagasy, sady tsara kalitao, vidiny tena mora e...🥰

💰 NY VIDINY:
STANDARD: 20.000 Ar ny 5 pieces (Tena mirary!)
XL / XXL:*27.000 Ar ny 3 pieces (Sur commande)
🌈 NY MPAMPYAVAKA AZY:
✅ 100% Coton: mety tsara amin'ireo manana peau sensible
✅ Finition Impeccable:Mafy zaitra ary tsy mora triatra.
✅ Taille Haute: Mitana kibo tsara sy "élastique" tsy manery loatra.
✅ Safidy malalaka:** Azonao isafidianana ny loko tianao.
🚚 MANAO LIVRAISON
* Manao Livraison (Antananarivo)
* Mandefa amin'ny faritra rehetra (Province)
❌LIEU DE RÉCUPÉRATION MANDROSEZA ATOME
📲 **COMMANDE:**
Andefaso hafatra avy hatrany ny **MP** na antsoy ny **034 56 408 11**.
Mankasitraka hatrany tompoko! 🙏✔️









coucou🥰🥰efa tamy any livreur fa samy mihainohaino daholo...🥰afaka mbola mandefa commande izay hanaterana androany an...
06/06/2026

coucou🥰🥰
efa tamy any livreur fa samy mihainohaino daholo...🥰
afaka mbola mandefa commande izay hanaterana androany an...

Address

Tana Ville
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Zaitra ato Aminay II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share