Gasy M'Kata

Gasy M'Kata 👗👚👕👕👠Mivarotra Article rehetra🩰👕👖🥿👞🩴👡👜💼Ndao hiantsena ohh🥰🥰
📞☎️038 87 259 19

🔥 Prix promo : 30.000Ar seulement 🔥📏 Taille disponible : XS, S, M, L, XL🎨 Misy couleur maromaro azo isafidianana arakara...
16/05/2026

🔥 Prix promo : 30.000Ar seulement 🔥

📏 Taille disponible : XS, S, M, L, XL
🎨 Misy couleur maromaro azo isafidianana arakaraka ny goût-nao 😍

💃 Tena mety tsara entina mitsangatsangana, amin’ny sortie na amin’ny fety , sady classe no mampiavaka anao ✨
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock ary efa tena prix promo be !

📩 Midira MP dieny izao hanao commande ❤️

🚚🛵 Livraison partout à Madagascar

TENTE CAMPING ,🏕️🏕️Mora entina ,mora installena -3 a 4 personnes 55000ar ny detail/50000ar ny gros+5-5 a 6 personnes 650...
25/04/2026

TENTE CAMPING ,🏕️🏕️
Mora entina ,mora installena

-3 a 4 personnes 55000ar ny detail/50000ar ny gros+5
-5 a 6 personnes 65000ar ny detail/60000ar ny gros+5
- 7 a 10personnes 110000ar ny detail/ 95000ar ny gros +5

❌❌Sary Réel 🥰

💥Ilaina be fa ho avy ny vacances dia afaka manao camping 🥰

✨ MENAKA MAMPALAVA VOLO VOAJANAHARY ✨💚 Volo lava, matevina, salama ao anatin’ny fotoana fohy!✔️ Mampalava volo haingana✔...
19/04/2026

✨ MENAKA MAMPALAVA VOLO VOAJANAHARY ✨

💚 Volo lava, matevina, salama ao anatin’ny fotoana fohy!

✔️ Mampalava volo haingana
✔️ Mampitsahatra ny fahalatsahana
✔️ Manamafy sy mampamirapiratra ny volo

🌿 100% voajanahary – tsy misy simika
✨ Mety amin’ny volo rehetra

🔥 Andramo dia ho hitanao ny vokany!

📞 Commande & info: 032 72 245 66

🧀FROMAGE CHEDDAR MATSIRO BE ! 🧀Te hanampy tsiro “gourmand” amin’ny sakafonao? 😍👉 Safidio ny fromage cheddar qualité tsar...
17/04/2026

🧀FROMAGE CHEDDAR MATSIRO BE ! 🧀

Te hanampy tsiro “gourmand” amin’ny sakafonao? 😍
👉 Safidio ny fromage cheddar qualité tsara, malefaka sady mora levona!

✨ Tonga lafatra amin’ny:
🍔 Burger
🍕 Pizza
🥪 Sandwich
🍝 Sakafo rehetra

💰 Prix disponibles :
• 100g = 13.000Ar
• 225g = 23.000Ar (en bocal)
• 250g = 17.000Ar
• 440g = 28.000Ar

🔥 Tsiro manankarena, qualité azo antoka!
📦 Misy safidy arakaraka ny filanao

📞 Commande & infos :
032 72 245 66

VAOVAO BE🥰🥰🥰Raha te hanambotra soupe aza miala amin'ity ann🥰🥰😉tena tsara sady matsiroMp aingana ohhh😉😉
24/05/2025

VAOVAO BE🥰🥰🥰
Raha te hanambotra soupe aza miala amin'ity ann🥰🥰😉tena tsara sady matsiro
Mp aingana ohhh😉😉

MATSIRO😋😋mamy kely ehh🥰🥰🥰
24/05/2025

MATSIRO😋😋mamy kely ehh🥰🥰🥰

26/04/2025

Salama daholo ,nohon'ny antony tsy azo anoharana dia ahemotra amin'ny 2 Mai ilay tirage amin'ilay jeux annn🥰🥰mbola afaka mandray anjara foan mandrapahatinga an'izay 🥰🥰

🥰🥰 ARRIVAGE 😋😋Mety hoetina amin'izao fety izao Amin'ny photo tsirairay ny détails rehetra Araraoty fa efa natao mora be ...
18/04/2025

🥰🥰 ARRIVAGE 😋😋
Mety hoetina amin'izao fety izao
Amin'ny photo tsirairay ny détails rehetra
Araraoty fa efa natao mora be daholo 😍😍

Arrivage robe mamy kely🥰🥰Efa amin'ny sary ny détails ❤️Mety amin'izao fety zao fa araraoty😍😍Mp aingana😊
16/04/2025

Arrivage robe mamy kely🥰🥰
Efa amin'ny sary ny détails ❤️
Mety amin'izao fety zao fa araraoty😍😍
Mp aingana😊

❤️❤️ Arrivage robe misy ankizy misy an-dehibe🥰🥰Pas plus 15.000arAlefako eo ny détails avy eo😍😍Aza miala lavitra ann❤️❤️
16/04/2025

❤️❤️ Arrivage robe misy ankizy misy an-dehibe🥰🥰
Pas plus 15.000ar
Alefako eo ny détails avy eo😍😍
Aza miala lavitra ann❤️❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261343251186

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy M'Kata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasy M'Kata:

Share