Patty & Miora

Patty & Miora 👗 Mode femme & homme

🫶 Habille toi avec confiance chaque jour🫶

Ndao indray ary❤️❤️Ireto SHORT JEANS tianareo be ireto mbola nahitana😍Taille:L-XL-2XL-3XLTsy fohy be reo rehefa anaovana...
17/06/2026

Ndao indray ary❤️❤️
Ireto SHORT JEANS tianareo be ireto mbola nahitana😍
Taille:L-XL-2XL-3XL
Tsy fohy be reo rehefa anaovana
❌️ARRIVAGE TSY MIVERINA INTSONY VAO LANY AN❌️
MP na tonga de miantso 0342268311

Mbola nahita taille XXL izahay amin'ity wedleg pailletté ity❤️❤️❤️Bonne chance zay ahazo anreo😍😍Idéal pour plus de 1m65 ...
17/06/2026

Mbola nahita taille XXL izahay amin'ity wedleg pailletté ity❤️❤️❤️
Bonne chance zay ahazo anreo😍😍
Idéal pour plus de 1m65 fa manapaka kely na aforitra raha latsakzay😊
TSY MISY ARRIVAGE INTSONY IO MODÈLE IO AN🤎
MP ou 0342268311

17/06/2026

UNBOXING🥰🥰🥰
Ensemble pour homme reto❤️❤️

HELLO HELLO❤️❤️❤️Mbola complet ny couleur an'ny POPO numéro 10😍Afaka anaovana choix tsara mihitsy🥰🥰❌️Matière en daim ire...
17/06/2026

HELLO HELLO❤️❤️❤️
Mbola complet ny couleur an'ny POPO numéro 10😍
Afaka anaovana choix tsara mihitsy🥰🥰
❌️Matière en daim ireto,ilay qualité master❌️
MP ou 0342268311

Zay aloha zany ry reto ny androany a❤️❤️⏳️DEMAIN ISIKA MANAO LIVE ARRIVAGE 18H30⏳️Mbola afaka mandray commande izahay li...
16/06/2026

Zay aloha zany ry reto ny androany a❤️❤️
⏳️DEMAIN ISIKA MANAO LIVE ARRIVAGE 18H30⏳️
Mbola afaka mandray commande izahay livrena ho an'ny rahampitso hatramin'ny 10 ora alina🥰🥰

Ity ARRIVAGE ENSEMBLE ZR ity no tena be mpividy indrindra❤️250pièces no nafarana dia efa vitsivitsy ny stock ao🥰Zay mbol...
16/06/2026

Ity ARRIVAGE ENSEMBLE ZR ity no tena be mpividy indrindra❤️
250pièces no nafarana dia efa vitsivitsy ny stock ao🥰
Zay mbola tsy nahazo dia ireto ny taille disponible:
✅️M-L-XL-XXL✅️
PRIX TATAKA BE😍😍
Aza manahy nareo amin'ny qualité fa manja reo💛
MP ou 0342268311

Izay mivoaka babany avokoa❤️❤️❤️Asiana LIVE amin'izay ve?🫶🤎POPO MARRON CAMEL🤎Ilay master quality foana reto😍😍
16/06/2026

Izay mivoaka babany avokoa❤️❤️❤️
Asiana LIVE amin'izay ve?🫶
🤎POPO MARRON CAMEL🤎
Ilay master quality foana reto😍😍

Tena babo aho ry reto ahh❤️🍒🍒🍒Tsara ilay cuir fa ity en daim ity tena trop be 🌸🌸🌸Atao ahoana no tsy ho tia an'izao😍😍Alef...
16/06/2026

Tena babo aho ry reto ahh❤️🍒🍒🍒
Tsara ilay cuir fa ity en daim ity tena trop be 🌸🌸🌸
Atao ahoana no tsy ho tia an'izao😍😍
Alefaso Mp ny commande na 0342268311

16/06/2026

❤️❤️ARRIVAGE SAC POPO EN DAIM❤️❤️
Master quality be ireto sao tsy ahazo eo indray an😍😍
5 couleurs disponibles
MP na 0342268311
Livraison partout Madagascar

ARRIVAGE POPO TENDANCE BE❤️❤️Efa ela no niandrasantsika an'ireto en DAIM ireto😍😍Tsy nasiana carton mba hanomezana prix m...
16/06/2026

ARRIVAGE POPO TENDANCE BE❤️❤️
Efa ela no niandrasantsika an'ireto en DAIM ireto😍😍
Tsy nasiana carton mba hanomezana prix mora🥰🥰
✅️QUALITE ILAY BOMBA BE RETO AN✅️
❌️5 Couleurs disponibles❌️
MP ou 0342268311

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261346609568

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patty & Miora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Patty & Miora:

Share