09/04/2026
๐ฅ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ฌ ๐๐ง๐ฅ๐๐๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ฌ ๐๐ ๐๐ก-๐๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐จโ๐ฉโ๐ฆโ๐ฆ
๐ญ. ๐ญ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ (๐ฌโ๐ญ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ)
- Tsy fahampian-torimaso
- Olana aminโny fampinonoana na fanomezan-tsakafo.
- Tomany tsy takatry ny saina.
- Tahotra sy tebiteby aminโny maha-ray aman-dreny voalohany
๐ฎ. Z๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฒ๐น๐ (๐ญโ๐ฏ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ)
- Fahatezerana sy fiovana tampoka aminโny toe-po. (Mihomehy dia mitomany tampoka)
- Fampianarana mitondra tena.
- Te hanandrana ny zava-drehetra.
- Ny fampidirana azy any an-tsekoly
๐ฏ. ๐ญ๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ (๐ฏโ๐ฒ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ)
- Fampiharana fifehezana sy fametrahana fetra.
- Fampivelarana ny fiteniny sy ny fomba fanehoany hevitra
- Fianarana miara-miaina aminโny ankizy hafa
- Fiomanana aminโny sekoly voalohany (fisarahana aminโny ray aman-dreny)
๐ฐ. ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ (๐ฒโ๐ญ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ)
- Rotoroto aminโny fianarana sy ny enti-mody.
- Olanโny fahatokisan-tena (manomboka mihevitra tena ho tsy mahay)
- Olana aminโny namana (fanalam-baraka, fanavakavahana, fampitahana)
- Fiovana aminโny fitondran-tena (manomboka manohitra)
- Fanarahamaso ny fotoana aminโny efijery sy fanatanjahantena
๐ฑ. ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ (๐ญ๐ฏโ๐ญ๐ด ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ)
- Krizinโny maha-izy azy (Iza aho? Tia ahy ve ny olona ?)
- Faniriana hahaleo tena nefa mbola mila tari-dalana.
- Fitondran-tena mampidi-doza (namana ratsy, fitiavana aloha loatra, zava-mahadomelina)
- Sahirana aminโny fifandraisana aminโny ray aman-dreny
๐ฒ. ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ (๐ญ๐ตโ๐ฎ๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ) (๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ถ๐ป๐)
- Famelana hanao zavatra samirery nefa miaraka amin'ny fanohanana.
- Fiezahana ho mahaleo tena ara-bola sy aminโny fiainana.
- Fifanoherana aminโny soatoavina sy fomba fisainana
- Fifidianana mpiara-miasa, fitantanana fahadisoam-panantenana
- Ahiahy sy tebitebinโny ray aman-dreny momba ny hoavinโny zanaka.