P'tit Price

P'tit Price Ventes à petit prix �

Coucou daholo, izahay dia mamboatra kapakapa maivana vita malagasy tsara Sady amin'ny vidiny mirary dia mirary 😁afaka ma...
20/02/2022

Coucou daholo, izahay dia mamboatra kapakapa maivana vita malagasy tsara Sady amin'ny vidiny mirary dia mirary 😁afaka manome modèle ianareo izay tianareoo dia manamboatra izahay .
Efa Misy disponible ihany koa nefa ireo ho an'izay liana
Manao livraison izahay na any amin'ny faritra aza
Merci❤

24/05/2021

Salama Tompoko , izahay dia mivarotra bitro locale , angora ary Gf misy zanany ,antoniny, ary misy efa lehibe .
Tsara taranaka ary maro anaka tsara no misy race.

Send a message to learn more

Address

Antananarivo

Telephone

+261343360705

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when P'tit Price posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share