14/11/2022
Bonjour daholo ny abonné na mbola tsy abonné amin'ny page o 😁
Manomana fiançailles, mariage, anniversaire, baptême, soutenance na lanonana hafa ve ianao ? 😊
Reb'elle dia manamboatra ary manao location article décoration événementielle ry zareo manomana raharaha na mpisehatra amin'ny fanaingona fety a 🥰
Afaka mi-se déplacer manao décoration événementielle ihany koa a ( decoration salle, Eglise, champêtre )
Manana ireto article manaraka ireto izahay atreto afaka atao location, rapport qualité prix 👌
- presentatoire/ socle gâteau
- tableau de bienvenue ( personnalisé )
- nappe / chemin de table ( loko maro isafidianana )
- vase / bocal décoré
- porte numéro de table ou menu
- arc en bois...
Manasa anao iditra Mp na iantso ny 034 92 460 02 na manoratra sur WhatsApp raha mila fanazavana fanampiny na iara-iasa o 🥰
Ndao aryyyyyy