11/06/2026
LACET LUMINEUX ✨✨
Ho avy izao fety🥰 ndao mba asiana mirehadrehatra hatrany am kiraroo 😁😁
Mety foana ity n'a ho an'olon-dehibe n'a ho an'ankizy ♥️
Misy couleur maro dispo: jaune, gris, blanc, vert, rouge, bleu ,sns...
Prix cadeau bé 🤑
Dia mandefa en gros ihany koa izahay 🌸🌸