Mampiaingo Ramatsou by Sipakely

Mampiaingo Ramatsou by Sipakely « Votre destination pour une transformation éclatante »🤍

Fisaorana mitafotafo oroka be dia be ! Merci beaucoup akia ry MANJATIANA isany aaan ! ❤️❤️❤️❤️1 000 abonnés isika ato am...
07/03/2024

Fisaorana mitafotafo oroka be dia be ! Merci beaucoup akia ry MANJATIANA isany aaan ! ❤️❤️❤️❤️
1 000 abonnés isika ato amin’ ny GLOW UP SHOP 🥳🥳🥳

Aza miala lavitra ary fa hanao fety isika annn ! 😘😘😘 bonne journée les MANJATIANA 😘😘😘

Maraina vaovao dia andro vaovao indray e?🤍Hifampizara ny soa sy ny tsara amin’ity andro mivadibadika ity?🤣 Tsy sakana ts...
25/02/2024

Maraina vaovao dia andro vaovao indray e?🤍

Hifampizara ny soa sy ny tsara amin’ity andro mivadibadika ity?🤣
Tsy sakana tsy hanomezana izay mety amintsika sa hoe aaa 😂
Nlef nlave ntsmet dniol nfot🤣

GLOW UP SHOP manome fotoana anao androany amin’ny 2 ora tolak’andro 😉

Efa miandry ao ny arrivage maivana 🤍
Mirary Alahady mahafinaritra oh✨🤍

26/01/2024

BONJOUR À TOUS ET À TOUTES 🥰

Je me suis un peu absenté ces derniers jours donc pour me rattraper nous allons faire un live de dé-stockage cet après-midi a 15h30 🤍

Vous inquiétez pas FA ARAHANA PRIX MORA HATRANY 🥰

😝

Et si on mettait des règles en place pour qu’on puisse bien travailler ensemble ?☺️Voici quelques règles qui seront appl...
15/01/2024

Et si on mettait des règles en place pour qu’on puisse bien travailler ensemble ?☺️

Voici quelques règles qui seront appliqués et qui ont toujours été appliquées chez nous pour vous satisfaire 🤍.

Pour finir :
•Les réservations d’articles ne se feront qu’avec acompte de 50%☺️
•Nous serons en attentes de vos contacts que 24h, l’article sera remis en vente après.☺️

Mesdames , mesdemoiselles, mes MANJATIANA❤️Aza adino hoe mbola misy live isika anio Hariva anh🥰 Ataotsika 18h et quelque...
13/01/2024

Mesdames , mesdemoiselles, mes MANJATIANA❤️

Aza adino hoe mbola misy live isika anio Hariva anh🥰

Ataotsika 18h et quelques eo fa somary mbola ety an-tsampanan-dalana ety kiala KOLOINA 😂

Bisous be daholo❤️

Mamy ny mody e🤍

HELLO LES MANJATIANA ♥️ Nous avons l’honneur de vous présent GLOW UP SHOP et Company qui à l’honneur de vous satisfaire ...
13/01/2024

HELLO LES MANJATIANA ♥️

Nous avons l’honneur de vous présent GLOW UP SHOP et Company qui à l’honneur de vous satisfaire avec ses divers articles à bon PRIX 🥰 NA KOA HOE BÔJO 🩵

Zaraina Amin’ny TSIKITSIKY SY FITIAVANA BE FOANA n’y antsika 🥰

BISOUS BISOUS ET INVITEZ VOS AMIES À FAIRE PARTIES DE NITRES PETITES FAMILLES LES MANJATIANA❤️❤️

11/01/2024

MARAINA VAOVAO INDRAY 🤍

GLOW UP SHOP sy ny ekipany dia manome fotoana antsika rehetra anio amin’ny 14h tsy diso, tsy Tara 🫣 mba hialan-tsika amin’ilay reseau ratsiratsy rehefa Hariva sa Ve hoe Aaa?❤️

Aza adino ary anh misy arrivage vitsivitsy indray isika🥰 dia mbola mitovy hatrany ny fizarana fanomezana

- Des talons à partir de 10.000 Ar - 30.000ar fotsiny 😛
- Des sandales de 8.000Ar et pas plus de 15.000Ar
- Des robes de 12.000 ar à 20.000 ar 💋
Et des surprises à venir

Mirary tontolo andro mahafinaritra havako aby ai💋🫶🏻

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261389640505

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mampiaingo Ramatsou by Sipakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mampiaingo Ramatsou by Sipakely:

Share

Category