15/10/2024
Maromaro no mitaraina tato ato amin'ny resaka délai d'arrivée an'ny entana. Mampalahelo ny mahazo ireo mpandraharaha, izay mivelona zato isanjato amin'ity sehatra ity. Kanefa hita taratra izao fa betsaka no diso fanantenana.
15 ans nanaovana ity asa ity fa tsy mbola nisy izany hoe entana very na tsy hita. Misy kosa anefa ny hoe somary bloqué kely ao amin'ny port noho ny resaka douane fa tena nahalana aloha hatreto, ary 2 semaines max dia mivoaka ny entana.
Izahay manao achat dia manao controle qualité, emballage aux normes dia zay vao lasa ny envoi. Maritime ihany aloha hatreto ary ny delai dia entre 45 et 75 jours (tena efa maka marge be aza io).
Koa aza misalasala re tompoko raha mila mividy na manafatra entana any Chine ianareo, sy tia anana garantie fa tsy maintsy tonga ny entana. Ny delai à partir de 50 jours, matetika nisy production na fabrication de 15 à 20 jours ilay entana vao nalefa.
Eto izahay fa aza misalasala manontany raha misy tianao ho fantatra 😊
Sary : santionan'ireo durée d'envoi ny entan'ny client tato aminay 😊