Mim'Art Madagascar

Mim'Art Madagascar Mim’Art Madagascar crée des sacs en raphia faits main, sublimés par du cuir de zébu et des impressions uniques.

Inspirée par la culture malgache, la marque allie tradition, élégance et authenticité pour valoriser le savoir-faire local. 🌿👜

Misaotra antsika rehetra! Lehibe ny hafalianay tamin'ny fihaonana sy ny fifanakalozana tamintsika rehetra nandritra ny s...
15/06/2026

Misaotra antsika rehetra! Lehibe ny hafalianay tamin'ny fihaonana sy ny fifanakalozana tamintsika rehetra nandritra ny salon ITM sy IHM teo. Tena nankasitrahanay ny fandalovanareo sy ny fahaliananareo tamin'ireo vokatray .
​Ny fanohananao no hery lehibe mampandroso ny rantsan-tanana malagasy sy ny fandraharahana eto an-toerana.
​Mandra-pihaona tsy ho ela indray hifampizara zava-baovao!
MANKASITRA tompoko oh!

14/06/2026
Mbola ety @ salon de la ITM et IHM ety @ CCI Ivato izahay anio sy rapitso ka tongava mitsidika oh.
13/06/2026

Mbola ety @ salon de la ITM et IHM ety @ CCI Ivato izahay anio sy rapitso ka tongava mitsidika oh.

Tongava mitsidika oooh
12/06/2026

Tongava mitsidika oooh

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340807154

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mim'Art Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share