Tout pour Kotrana

Tout pour Kotrana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tout pour Kotrana, Merchandising Service, Antananarivo.
(1)

27/02/2026

🔹Pôziko mbola tsy te hijery hoe manao ahoana ny "résultat" anareo ao fa te hiteny fotsiny aho hoe oviana ianao mijery io vao vonona❓❓

✅Santionany @ client (coaching particulier) izy

🔸Mbola mandray ho anao vonona ee😊😊

▶Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

02/01/2026
30/11/2025

❗Loading...

▪Matetika menatra ianao rehefa manana "morpho-type ectomorphe", raha hazavaina dia rafi-batana kely.

Mahazo "message" matetika aho hoe "te hiditra salle aho anefa kely be dia mety ve??
▪Fa natao ho an'iza mo ny salle??
(Natao hanataterahana ilay nofinao any fa tsy ho an'ireo efa bikana ary samy niainga tamin'ny "morphologie" nisy azy avokoa😊)

❗Noho izany, aza atao sakana ho anao izay toe-batana hananao, efa io no misy fa hanananao fahefana tsara ny manova anio💯

▪Zay ary ny "motivation" kely anio e😊Aza adino mizara sy mi-abonnez/cliquer suivre ny pejy/mankasitraka✨✨✨

▪Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

Abonnez-vous⤵⤵⤵
16/11/2025

Abonnez-vous⤵⤵⤵

28/10/2025

❗Fizarana ooh....❗

✅Ity dia "détox" hanampy anao hanala "graisse au niveau du ventre", manampy be ary manala rivotra.

⏩Manampy ihany izy ity fa ilaina ny kotrana na izany aza a😊

ilaina
⏩Sakamalaho 1 ngeza
⏩Citron 1
⏩Cocombre 1
⏩Persil singany maro2

azy
_Tetehina ny cocombre
_Vohasina dia rapena ny sakamalaho
_Silahina roa fotsin ny Citron
_Tetehina ny persil

⏩Mixena miaraka : tsy ampina siramamy anaty rano 1Verre ngeza b ireny dia sotroina (maraina na apres midi, tsy hariva fotsiny.)

⏩Fotoana hanaovana azy : 3 fois/semaine

▪Hey ❗ Aza adino "mclique j'aime sy msuivre ny pejy🙏🙏 an.

▪Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

Ho anao mbola tsy nahazo!✅Ecouteur NST S2 amin'ilay tsy mila tataraina intsony✅Qualité, efficacité, durable☑☑☑▪Manao liv...
13/05/2025

Ho anao mbola tsy nahazo!

✅Ecouteur NST S2 amin'ilay tsy mila tataraina intsony
✅Qualité, efficacité, durable☑☑☑

▪Manao livraison sur commande foana

Aza tara ary tompoko...

▪Ndao hi-vidy/Ianao mpanjifa aloha...

Iza ilay mitady cable tashibo tsara ato?
09/05/2025

Iza ilay mitady cable tashibo tsara ato?

  NST S2✔Avec micro d'appel✔Fil en gomme avec acrossage magnétique  hi-vidy/Ianao mpanjifa aloha...
29/04/2025

NST S2
✔Avec micro d'appel
✔Fil en gomme avec acrossage magnétique

hi-vidy/Ianao mpanjifa aloha...

Address

Antananarivo

Telephone

+261343228208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tout pour Kotrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share