29/07/2025
Inona moa ny LASURE e?
Ny lasure dia sady tsy loko no tsy vernis anh, fa izy dia produit de finition atao amin'ny zavatra vita amin'ny hazo mba ho fiarovana ny hazo tsy ho mora loa.
Misy karazany maro ny lokony, transparent, palissandre, chêne foncé na marron be, etc
Manana izahay ato raha anaovana nareo 1L sy 0,5l
Ny 1L mavita eo amin'ny 8 hatramin'ny 10 m2 eo eo
Ny 0,5l kosa eo amin'ny 4 hatramin'ny 5m2
MP ary e