16/08/2026
๐ โผ๏ธ #๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐ก๐ข๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐๐ฆ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ ๐ ๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐ก๐ ๐ข๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฌ
Lima, Peroa Gr**go, alika mirenireny sady narary, dia lasa tao aminโny tobin-tsolika iray rehefa nahavita nampandositra jiolahy roa nitondra antsy nanandrana nandroba ilay .
๐ Noho ny herim-pony dia noraisinโilay orinasa ho mpiasa i **go. Nomena fanamiana, badge, trano kely ary sakafo intelo isanโandro izy. Hatraminโizay dia miambina ilay tobin-tsolika, ho fankasitrahana ireo mpiasa izay nikarakara sy nanome sakafo azy.