𝒀𝑼𝑴𝒊. 2𝑴𝑫𝑮

𝒀𝑼𝑴𝒊. 2𝑴𝑫𝑮 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝒀𝑼𝑴𝒊. 2𝑴𝑫𝑮, Apparel & Clothing, itaosy, Antananarivo.

YUMi. 2MDG: Boutique en ligne 🥰
🍒 Vente en gros et en détails 🍒 (article importé ✈️)

🛍Articles peuvent être disponibles ou sur commande, selon le produit🌼

📞 037 88 128 55 📞 🫶

❌❌ARRIVAGE BOMBA BEEEE❗️Coup de coeur ensemble ❤️ ✨2 couleurs disponibles  (Haut noir na haut blanc) Taille S,M,L 🏷️ 45....
12/04/2026

❌❌ARRIVAGE BOMBA BEEEE❗️

Coup de coeur ensemble ❤️
✨2 couleurs disponibles
(Haut noir na haut blanc)
Taille S,M,L

🏷️ 45.000 ar seulement

☎️ 038 77 569 72
🚴 livraison tanà/ province

❌❌ Sondage kely zareo a🤗 mila ny fanampinareo ah:  1-❤️) Tianareo ve raha anafatra entana isika, Ataontsika sady mandeha...
05/04/2026

❌❌ Sondage kely zareo a🤗 mila ny fanampinareo ah:

1-❤️) Tianareo ve raha anafatra entana isika, Ataontsika sady mandeha en details na en gros amin’izay misy ivarotanareo? Fa ataontsika en bateau amin’izay mora kokoa ny entana. Ary mahazo tombony tsara ianareo amin’izay, ho asintsika facilité de paiement mba tsy anahirana anareo🥰

2- 😮) Sa aleo nareo maka ilay entana tonga dia vonona? Dia mividy izay mety aminareo? 😉

Asio réaction fotsiny izay mety aminareo
1: ❤️
2: 😮

Afaka manisy commentaires ianareo raha toa ka mila fanazavana fanampiny sy izay entana tianareo ho atao eto🤗

✅Aza adino ny lalao antsika an😉 efa épinglé ao😘

🎉JEUX SPECIAL INTERACTION  ISAN KERINANDRO 🎉 🎁 12 000ariary ho an voalohany 🎁 8 000 ariary ho an faharoa 🎁 5 000 ariary ...
05/04/2026

🎉JEUX SPECIAL INTERACTION

ISAN KERINANDRO 🎉

🎁 12 000ariary ho an voalohany
🎁 8 000 ariary ho an faharoa
🎁 5 000 ariary ho an fahatelo

1️⃣ Misy mpandresy 1 isan-kerinandro,misy mpandresy 4 zany anatin 1 mois
De izay be point indrindra @ izy 4 ireo no mahazo ilay 5️⃣0️⃣. 0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary aminy farany volana

2️⃣ Izay be point indrindra @ ireo mpandresy 4 ao anatiny 1 volana no mahazo ilay 5️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ AR🌹🌹( izany hoe possible ny hahazahonao ilay 12 000 ariary no sady mahazo ilay 50 000 ariary raha toa ka enao no mahazo ny point ambony indrindra😉)‼️

REGLE DU JEU:

✅ mila abonné YUMi.MDG aloha an

✅Antsoy ny namana sy ny @ followers anisy j’aime page sy ividy entana fa io no tena mampiakatra point🥰

✅Manao partage sy any anaty groupe betsaka indrindra de vente fa tsy @ mur no atao bdb😍

✅Mazotoa manao réactions sy commentaires

💕 Afaka atao ny mamerina in-betsaka mampitombo chance 🍀

📌 @ mercredi 15 Avril à 21H izao ny fisarihana voalohany, manomboka eo dia ho atao isan-kerinandro izany, ary 📌

❌❌Tsy manankery noho izany ny fanoratana ny anaranay fotsiny anaty murnao sy partage bdb anaty murnao❌❌

🥰Tsotra kely fa dia bonne chance daholo ary e! 🥰

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261387756972

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝒀𝑼𝑴𝒊. 2𝑴𝑫𝑮 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝒀𝑼𝑴𝒊. 2𝑴𝑫𝑮:

Shortcuts

Share