Lalie' s fashion

Lalie' s fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lalie' s fashion, Clothing (Brand), 67ha cenam, Antananarivo.

✨LA MODE et accessoires ✨
Article mixte
🥣 Kojakojan- dakozia isan-karazany 🍽️
👗👠👜👡🥻🎽👗👒👗

☎️ Contact 0343613869
📞 What's up -+261 34 36 138 69


👉 Vente en ligne

Ireto ndray ary ny manaraka euh 🥰❌Ensemble personnalisé pour couple ❌   Mbola dispo tsara mintsy   Midira mp avy hatrany...
04/07/2026

Ireto ndray ary ny manaraka euh 🥰
❌Ensemble personnalisé pour couple ❌
Mbola dispo tsara mintsy
Midira mp avy hatrany pour le commande 🥰

ity ndray ary ny manaraka euh 😁❌❌ sweet mafana tsara ❌❌100% coton couleur rehetra taille rehetra mp avy hatrany Ary euh ...
03/07/2026

ity ndray ary ny manaraka euh 😁
❌❌ sweet mafana tsara ❌❌
100% coton
couleur rehetra
taille rehetra
mp avy hatrany Ary euh 😘

Waouhooooo jerenareo nie ito e! ❌❌Tee-shirt Mickey mouse ❌❌👉vrai coton hatrany ny antsika an 👉 couleur misy reo @ sary r...
29/06/2026

Waouhooooo jerenareo nie ito e!

❌❌Tee-shirt Mickey mouse ❌❌

👉vrai coton hatrany ny antsika an
👉 couleur misy reo @ sary reo ihny
👉Misy taille S,M,L
Alefa mora bé !
Mp avy hatrany 😁

Mangatsika ny andro zareo ah 🥺Tongava mp mividy sweet 👉 Sweet mamikely 👉mafana tsara misy karazany maro👉Misy taille maro...
24/06/2026

Mangatsika ny andro zareo ah 🥺
Tongava mp mividy sweet
👉 Sweet mamikely
👉mafana tsara misy karazany maro
👉Misy taille maro2 ato
👉 couleur noir sy blanc
mp aingana Ary 🥰

Mitohy foana ny fandraisana commende 🥰❌❌Tee shirt 26 juin io ❌❌Mp avy hatrany ary euh 🥰
20/06/2026

Mitohy foana ny fandraisana commende 🥰
❌❌Tee shirt 26 juin io ❌❌
Mp avy hatrany ary euh 🥰

Coucou daholo ! kilalao Kely ndray Ary aloha e 😘 vu Zay mahita aingana 🥰
19/06/2026

Coucou daholo !
kilalao Kely ndray Ary aloha e 😘
vu Zay mahita aingana 🥰

Efa akaiky Ity le asaramanitra eh🥰👉ity Ary le efa nendrasanareo atramzay ❌❌❌Tee shirt 26 juin ❌❌❌👉Taille rehetra 👉 coule...
18/06/2026

Efa akaiky Ity le asaramanitra eh🥰
👉ity Ary le efa nendrasanareo atramzay
❌❌❌Tee shirt 26 juin ❌❌❌
👉Taille rehetra
👉 couleur rehetra
✅180% coton
Mandefa prix de gros fona izahay an 🥰
mp avy hatrany Ary euh !

Coucou mes amis 😁 Mbola tsy tara raha ohatra hoe Zao vao hanomana cadeau hoan' i dada an 🥰 Ireto Ary misy tee shirt mamy...
18/06/2026

Coucou mes amis 😁
Mbola tsy tara raha ohatra hoe Zao vao hanomana cadeau hoan' i dada an 🥰
Ireto Ary misy tee shirt mamy Kely atolotray hoanareo 🥰
👉Misy taille rehetra an
👉 couleur rehetra
👉180% coton
✅Mandefa prix de gros ihany koa
miditra mp aingana Ary euh 🥰

Coucou mes amis 😁 ela2 tsy hita fa mbola sairana Kely nanomana Zavatra mamy bé hoanareo 🥰👉 Reto Ary ny Tee shirt bombaaa...
02/06/2026

Coucou mes amis 😁
ela2 tsy hita fa mbola sairana Kely nanomana Zavatra mamy bé hoanareo 🥰

👉 Reto Ary ny Tee shirt bombaaa bé
hoan' i papa 💖
✅Vrai coton 180 %
✅ Taille S , M,L, XL, XXL
✅Misy couleurs rehetra
👉Mandefa prix de gros
aza misalasala Tonga de mandefasa mp aingara ô !

23/05/2026

Koa satria efa manomboka mamirifiry ny atsika eto 🙃
De nahatonga arrivage mamy be hoanareo izahay 😍
Botte isankarazany:
✅demi botte
✅botte lava
✅pointure 36 a 39 disponible
Mp aingana ary !

Address

67ha Cenam
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalie' s fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share