MARIE Collection

MARIE Collection Votre boutique en ligne de vêtements spécialement choisis pour vous rendre éblouissantes 🌹❤️

Trouvez votre manteau coup de cœur. 🖤🤍❄️ L’hiver arrive… et le style aussi. Découvrez notre nouvelle collection de mante...
27/06/2026

Trouvez votre manteau coup de cœur. 🖤🤍

❄️ L’hiver arrive… et le style aussi. Découvrez notre nouvelle collection de manteaux. ✨





26/06/2026

Tena efa ela zay🥲
Izao vao miha salama,sady mba vacances fety kely😅
Rahapitso ny arrivage, dia misesy foana amzay☺️
Bonne nuit ✨

15/06/2026

Kely sisa de ho 500 tsika❤️
Tsy salama kely reto dia miemotra rahampitso ny publication anh, fa ao fa bomba be🥰
Bonne nuit ohhh ✨

15/06/2026

Bonjour❤️
Hilalao kely indray ve isika amin'ity herinandro ity?☺️
Misy arrivage manteaux lava indray izao tsika ao🥰 Tianareo ve?✨

Les raisons pour lesquelles nous aimons beaucoup notre travail 🥰Venez savourer avec nous ces moments "retour clients"❤️L...
12/06/2026

Les raisons pour lesquelles nous aimons beaucoup notre travail 🥰
Venez savourer avec nous ces moments "retour clients"❤️

L'équipe MARIE Collection vous remercie pour votre confiance et votre soutien inconditionnel 🙏🏽✨

Bonjour, niandry zay nareo eh?☺️Ireto amzay ary, Misesisesy izy ato fa alefantsika tsikelikely eoHiverina pantalon kely ...
12/06/2026

Bonjour, niandry zay nareo eh?☺️
Ireto amzay ary,
Misesisesy izy ato fa alefantsika tsikelikely eo
Hiverina pantalon kely aloha tsika🥰
*30.000 Ar*💸💰

"Pour être élégante en pantalon ❤️"




Ireto manjakely reto akia no hamaranana ny androany dia bonne nuit anh😘« Manteaux d’hiver »🧥NB: Tsy tena lava ambany loh...
08/06/2026

Ireto manjakely reto akia no hamaranana ny androany dia bonne nuit anh😘
« Manteaux d’hiver »🧥
NB: Tsy tena lava ambany lohalika izy ireo anh,ny halavany ihany no tsy mitovy amin’ny sary fa somary midi (sady tsy fohy no tsy lava be izany😊)



08/06/2026

Bonsoir, andao mba resahintsika kely ny Conditions de Vente ato amin'ny MARIE Collection :

- Ao amin'ny message privé foana tompoko no mi confirmer ny achats rehetra✅

- Mandefa amin'ny faritra rehetra izahay: gratuit ny livraison hatreny amin'ny stationnement, ny frais mandefa azy no alohanao ary alefa Mvola mialoha ny total ny entana rehetra alainao✅

- Miezaka mamaly foana izahay rehefa misy fanontaniana sy zavatra ilainareo, kanefa kosa indraindray tsy tena eo no ho eo, fa aza manahy fa fotoana fohy ihany ianareo dia ho voavalinay☺️

- Manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 6 ora hariva ny famaliana ny message rehetra, miandry ampitso indray raha aorinan'izay 😉

- Afaka tonga dia miantso ny laharana +261349313620 ihany koa, fa amin'ireo ora ireo ihany🙂

- Raha manao retour entana kosa dia mba omena frais de livraison foana ny livreur azafady satria nahavita ny asany izy 😌

- Afaka andramana ny articles rehefa tonga eny aminareo, fa kosa, ao mba rehefa hita hoe tena tsy antonona dia mba tsy terena manjary sao misy rovitra na simba ilay izy🙏🏽

- Farany, amin'ny ankapobeny dia alina foana ny publications vaovao antsika, dia ny tontolo andro natokana handraisana anareo fotsiny (Mba mampiavaka kely antsika izay)🥳

Koa satria tianay be ianareo dia hiezaka foana izahay hanome fahafaham-po ho anareo🥰

Mialatsiny reto fa misy olana kely ny connexion dia taraiky be ny publication 😪Ao fa tsy adinonay nareo🥹Robes spécial gr...
07/06/2026

Mialatsiny reto fa misy olana kely ny connexion dia taraiky be ny publication 😪
Ao fa tsy adinonay nareo🥹
Robes spécial grande taille ndray ary 😁 vitsy ihany no taille M amreto ☺️
Any am publication teo aloha raha hijery taille S et M ianareo 😉
Bonne nuit 🥰




07/06/2026

Bonsoir ☺️
Nahafinaritra ny lalao tamn'iny semaine iny eh?😁
Tena betsaka reto nareo nandray anjara dia isaorana betsaka 🥰
Inty ara ny tirage eh,
Tsy afaka natao live ilay izy tompoko satria tsy mbola éligible ny page, kanefa, mangarahara ity tirage ity
Koa arahabaina izy dia mba mentionner-o ao am commentaires ao azafady mba hiditra message privé hiresahana ny fakany ny cadeau any☺️
Hisy jeux hafa amnio semaine io fa aza kivy reto anh
Bonne soirée, rehefa avy eo ny 2ème vague robe oh

Address

Tsimbazaza
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MARIE Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share