19/05/2026
‼️ ECRAN SOLAIRE AVEN MINERAL 50 ‼️
araka ny fangatahinareo dia indro ary ☺️
📍 ECRAN SOLAIRE AVEN MINERAL :( Enfants , adolescents , adulte) . 💯% minéral
Crème hydratante et sans parfum
antioxydant et anti- imperfections
haute protection contre UV
résistance dans l' eau
vanim - potoana miovaova izao .indrindra rehefa mafana .dia ka mila mikarakara tarehy kely isika hiarovana azy
📍( manala ireo tache sy Mony ary panda amin'tarehy , ary mampahalandina ny hodi - tava tsara
• Miaro tarehy tsy ho simba masoandro ny Avène SPF50+ ary manala ireo faritra may masoandro
tsara ary azo antoka tanteraka ny vokatra
• Made in France - 50ml -
• Type de peau ( gras , sèche , très sensible)
Prix : 23 000 ar
Livraison partout a Madagascar 🚐
contact :0331882163