Vïah Shop

Vïah Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vïah Shop, Clothing Store, Ivandry, Antananarivo.

✨ Vaovao ato aminay! ✨Tsy kitapo sy akanjo ihany no hitanao eto, fa mivarotra parfum ihany koa izahay. 🌸💖Parfum Smart Co...
14/07/2026

✨ Vaovao ato aminay! ✨
Tsy kitapo sy akanjo ihany no hitanao eto, fa mivarotra parfum ihany koa izahay. 🌸💖
Parfum Smart Collection 🌷 ✨ Hanitra maharitra ✨ Mety amin'ny fampiasana andavanandro na amin'ny fotoana manokana 💰 Vidiny: 10.000 Ar
📩 Mandefasa hafatra privé raha hanafatra. 🚚 Livraison misy.

🎂 Tsotra, nefa kanto! 🤍Manao commande gâteau ho an'ny anniversaire, baptême, fiançailles, mariage ary évènement rehetra ...
13/07/2026

🎂 Tsotra, nefa kanto! 🤍
Manao commande gâteau ho an'ny anniversaire, baptême, fiançailles, mariage ary évènement rehetra izahay. Décoration vita amin'ny douille araka izay tianao.
✨ Vao vita no amboarina
💝 Tsiro sy hatsarana mifanaraka
📩 Raisina foana ny commande. Alefaso fotsiny ny modely tianao dia tanterahinay

Mamerina ny hatsaran'ny volonao ao an-trano! ✨❌ Volo simba? Maina? Mivakivaky? Mora tapaka?✅ Andramo ny ALAPEX Professio...
10/07/2026

Mamerina ny hatsaran'ny volonao ao an-trano! ✨
❌ Volo simba? Maina? Mivakivaky? Mora tapaka?
✅ Andramo ny ALAPEX Professional Shampoo & Hair Mask!
💛 Manampy: ✔️ Manarina volo simba ✔️ Mampihena ny fahatapahan'ny volo ✔️ Mampalefaka sy mampamirapiratra ✔️ Mahatonga ny volo ho mora ahitsy sy mora karakaraina ✔️ Mety amin'ny karazana volo rehetra
🔥 Biotin & Keratin na Collagen – fidio izay mifanaraka amin'ny filan'ny volonao.
📩 Mandefasa message Vïah Shop raha te hanafatra na mila fanazavana

mitohy foana ny fandraisana commande gateaux 🎂🎈 ho antsika tia azy🥰omenay fahafaham-po hatrany ianareo 😊😊😘manasa hiditra...
09/07/2026

mitohy foana ny fandraisana commande gateaux 🎂🎈 ho antsika tia azy🥰
omenay fahafaham-po hatrany ianareo 😊😊😘
manasa hiditra mp avy hatrany Vïah Shop na miantso ny 0381731128

🎒✨ Vancances ny mpianatra izao, nefa tsy mahasakana antsika RAD tsy hanomana mialoha ny fitaovan’ny zanatsika izany 😊Aza...
07/07/2026

🎒✨ Vancances ny mpianatra izao, nefa tsy mahasakana antsika RAD tsy hanomana mialoha ny fitaovan’ny zanatsika izany 😊
Aza miandry ny rentrée vao mikarakara, fa efa vonona eto ny kitapo mpianatra ho an’ny zanakao 📚✏️
✅ Tsara kalitao
✅ Mahazo aina sady mateza
📩 Mandray commande foana, aza misalasala! 🎒✨

mbola eo hatrany ny poketra👜 tsara tarehe kely daholomety amin'isika tanora 👱misy karazany maro izy atomanasa anao hidit...
05/07/2026

mbola eo hatrany ny poketra👜 tsara tarehe kely daholo
mety amin'isika tanora 👱
misy karazany maro izy ato
manasa anao hiditra mp ay hatrany Vïah Shop na miantso ny laharana 0383974310

🎂 Gâteaux vita an-trano 🍰✨Matsiro, madio ary vita am-pitiavana, mety amin'ny fotoana rehetra. ❤️📩 Mandray commande foana...
03/07/2026

🎂 Gâteaux vita an-trano 🍰✨
Matsiro, madio ary vita am-pitiavana, mety amin'ny fotoana rehetra. ❤️
📩 Mandray commande foana.
Ataovy mialoha ny baiko mba hahafahana manomana tsara.
Aza misalasala mandefa MP raha hanafatra. 💕

👜 Poketra Golf Madam 💜Tsotra, kanto ary mora ampifanarahana amin'ny akanjo rehetra. ✨💰 Vidiny mora 📩 Aza misalasala mand...
03/07/2026

👜 Poketra Golf Madam 💜
Tsotra, kanto ary mora ampifanarahana amin'ny akanjo rehetra. ✨
💰 Vidiny mora 📩 Aza misalasala mandefa MP raha hanafatra na mila fanazavana.

poketra mihaja kely daholo 🥰midira 👉mp raha misy mahaliana
02/07/2026

poketra mihaja kely daholo 🥰
midira 👉mp raha misy mahaliana

Mitady poketra sady kanto no mora entina isan'andro? Ity no safidy mety ho anao! 😍✔️ Design manara-penitra✔️ Kalitao tsa...
02/07/2026

Mitady poketra sady kanto no mora entina isan'andro? Ity no safidy mety ho anao! 😍
✔️ Design manara-penitra
✔️ Kalitao tsara sy mateza
✔️ Mety amin'ny fivoahana, asa, na fampiasana andavanandro
✔️ Vidiny mirary
📩 Raha liana dia alefaso MP.
🚚 Misy livraison.
Aza tara fa voafetra ny tahiry! 🖤

Address

Ivandry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vïah Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category