11/06/2026
🤔Fa maninona izany no tsy mba asianareo anarana marque mihitsy ilay kiraro? Hoy ilay cliente iray vao aingana nanontany anay😊.
FA MANINONA TOKOA MOA? 🤔
😊 Mino izahay hoe betsaka ianareo no mety te hanontany,efa nanontany sy ny saika hanontany an'izay ka ho valianay eto 🥰
📍1)Noho ireo règles sy politiques marobe apetraky ny Facebook dia tsy azonay atao loatra(mihitsy) ny manonona anarana marque na logo raha tsy : authentique,nahazo alalàna manokana avy amin'ny tompon'ny marque ny kiraro alefanay ato 😊
📍2)Sazian'ny Facebook avy hatrany ny pejy vao misy tsy mifanaraka aminy ka naleonay hendry tsara 🥺😁.
🏁Na izany na tsy izany anefa dia tsy mahasakana anareo clients hanamafy any amin'ny mp hoe tena ilay kiraro tadiavinao marina ve io sa inona 😅(tsisy bedy fa tsotra be ny admin 😁).😎Ho an'ireo izay efa mahalala ilay tadiaviny moa vao mijery sary fotsiny 📸 dia dona kely ho anareo 👊 😉
🥰Dia eto isika mifanohana eto foana moa ô 🥺.
❣️Ici, c'est vos pieds qui brillent, pas les logos ❣️