Chrysa Mode Mdg

Chrysa Mode Mdg Des vêtements uniques pour tous les styles

08/07/2026
❌Pantalon Tailleur en promo ❌Mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa dia ataonay promo aloha ireto tailleur tsara be...
08/07/2026

❌Pantalon Tailleur en promo ❌
Mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa dia ataonay promo aloha ireto tailleur tsara be ireto tena top ❤️❤️

🧸❄️ Tongasoa eto amin'ny pejinay! ❄️🧸Mitady akanjo mafana tsara kalitao ho an'ny ankizy ve ianao? Eto no toerana mety! 🩷...
07/07/2026

🧸❄️ Tongasoa eto amin'ny pejinay! ❄️🧸
Mitady akanjo mafana tsara kalitao ho an'ny ankizy ve ianao? Eto no toerana mety! 🩷
✨ Akanjo mafana sady mahafatifaty
✨ Mety ho an'ny zazavavy sy zazalahy
✨ Kalitao tsara, mampahazo aina ny ankizy
✨ Vidiny mirary
🌟 Vao misokatra ny pejinay ka manasa anao:
❤️ Ataovy "J'aime" ny pejy
👍 Araho (Follow) izahay
📤 Zarao amin'ny namana sy fianakaviana
Mbola hisy modely vaovao sy tolotra manokana ho avy tsy ho ela. Misaotra indrindra amin'ny fanohanana anay! 💕

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chrysa Mode Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share