21/06/2026
๐๐ซ๐๐ก๐๐๐๐ข๐ง๐ ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐๐๐๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ค๐๐๐พ
Arahabainay manokana kosa ianareo rehetra nahazo ny portefeuille ihany androany. โ
๏ธ๐ค
๐๐๐จ๐ฅ๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ izy any ka rariny raha ohatry ny mbola somary henjana sy mbola tsy tena fisaka tsara satria ๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐๐ค๐.
Ampiasao fotsiny ary aza fenoina be aloha fa hihamalefaka tsikelikely ary handray ho azy ny endriny izy ao anatin'ny andro vitsivitsy. ๐
Manantena izahay fa hahafinaritra anareo ny fampiasana azy isan'andro ary hanaraka anareo mandritra ny taona maro izy.
๐๐ข๐ฌ๐๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ง๐๐ก๐๐ญ๐จ๐ค๐ฒ anay ka nisafidy hanolotra fanomezana miavaka amin'izao ๐
๐๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ฒ izao. ๐ฒ๐ฌ๐ค Mirary soa ho antsika rehetra o ๐ค