Tatie an'Edena

Tatie an'Edena Tatie an'Edena

Coucou Maman🥰🥹Tena ela2 izy izany an 🥰🥺 Efa Tonga amin'izay Zah io fa hiarahabantsika de asintsika jeu milay be alouu🥰🥰A...
27/04/2026

Coucou Maman🥰🥹
Tena ela2 izy izany an 🥰🥺
Efa Tonga amin'izay Zah io fa hiarahabantsika de asintsika jeu milay be alouu🥰🥰
Abonneo ny page an ❤️ mentioneo ny namana an ❤️

27/09/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Niantso Keully, Harena Fandravakâ, Tan Tely, Razafison Tojo Felistina, Dãhliä Melody

25/09/2024

Misy live amin'ny zoma zareo a😍 tia tailleur ve nareo😁sa inona no tinareo😜asintsika cadeaux koa a💗

Coucou les filles😘Arrivage Sweet importé👌Tissus:coton 100%👌Taille:s m lPrix:30.000ArCouleur disponible:beige, blanc, vio...
20/09/2024

Coucou les filles😘
Arrivage Sweet importé👌
Tissus:coton 100%👌
Taille:s m l
Prix:30.000Ar
Couleur disponible:beige, blanc, violet, noir
Contact: 038 46 675 12
033 31 834 85
Lieu:Antanimena Hotel Valiha
Livraison partout à Madagascar

Coucou les filles😘Haut mahafatifaty kely an😱20.000Ar ne euu😍😱Taille(s,m,l)Couleur(vert, blanc,noir,rose)Importation nef ...
18/09/2024

Coucou les filles😘
Haut mahafatifaty kely an😱
20.000Ar ne euu😍😱
Taille(s,m,l)
Couleur(vert, blanc,noir,rose)
Importation nef reo an😍
Mp alany euu😘
Afaka mandefa any amin'ny faritra koa a

🥰💥Arrivage✨🥰Crop oversize :30000ar 😍Boyfriend: 50.000ar 👉Importation Japan😍💥👉En face CLC economie Antanimena ou 038 46 6...
13/08/2024

🥰💥Arrivage✨
🥰Crop oversize :30000ar
😍Boyfriend: 50.000ar
👉Importation Japan😍💥
👉En face CLC economie Antanimena ou 038 46 675 12/Mp

Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny pejy nahatratra izao taona vaovao izao indray 🎊❤ itondra soa sy fahasoavana ary fi...
01/01/2024

Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny pejy nahatratra izao taona vaovao izao indray 🎊❤ itondra soa sy fahasoavana ary fitahiana ho antsika rehetra anie ity taona ity 😍 ary izahay eto amin'ny pejy Pièces phon'Edena ihany koa de vonona anome fahafaham-po ho anareo hatrany ary ho soa hatrany ihany koa ny fiarahana🥰✨

03/12/2023

🥰 Heyyy...!!! ✨ Mitohy hatrany ny promotion cache ecran eto aminay koa aza tara ary fa mandalo ihany an ✨
✅ 21D : 10.000Ar
✅ Pricacy : 15.000Ar
✅ Verre tsotra : 5.000Ar

🎧 Efa misy ihany koa ny kit bleutooth M19 qualite son tena tsara
✅ Prix : 27.000Ar

🥰 Misy ihany koa ny prix de gros cache ecran ho an'izay mbola hivarotra 🥰 (+de 10 pieces)
✅ 21D : 3000Ar (gros)
✅ Pricacy : 5000Ar (gros)
✅ Verre tsotra : 2000Ar (gros)

☎ Contact : 038 46 675 12 ☎
🚴🏻Manao livraison ihany koa izahay 🚴

Send a message to learn more

27/11/2023

✨ Promotion cache ecran ✨
✅ 21D : 10.000Ar
✅ Pricacy : 15.000Ar
✅ Verre tsotra : 5.000Ar

🥰 Misy ihany koa ny prix de gros ho an'izay mbola hivarotra 🥰 (+de 10 pieces)
✅ 21D : 3000Ar (gros)
✅ Pricacy : 5000Ar (gros)
✅ Verre tsotra : 2000Ar (gros)

☎ Contact : 038 46 675 12 ☎
🚴🏻Manao livraison ihany koa izahay 🚴

Send a message to learn more

13/11/2023

SALAMA EE!! TONGA NY ARRIVAGE ÉCRAN SY TACTILE zareo a!! Misy karazany maro be ato aminay, misy ihany koa ny BATTERIE na DOC na DOS na CURCUIT DE CHARGE mihintsy aza. Manantòna anay mivantana aty amin'ny Boutique na miantsoa mivantana ny
✅038 46 675 12✅ afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay n'aiza n'aiza misy anao
Nb: *Tsy mivarotra carte mere
*Andro fisokafana: Alatsinainy k@ Zoma
*Ora fisokafana: 08ora maraina k@ 04ora hariva
👉🏻Miandry anao izahay,ary raisinay ampifaliana enao😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatie an'Edena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share