29/06/2026
Ny fijerin'ny olona…
Impiry ianao no voatsara noho ny maha-reny anao?
🛒 Teny an-tsena.
🏫 Tany an-tsekoly.
👨👩👧 Tao anaty fianakaviana.
Kanefa, tsy misy mahalala marina ny fiainanao andavanandro sy ny ezaka ataonao isan'andro. ❤️
Efa sendra izany ve ianao?
Inona ilay torohevitra na teny nolazain'olona izay tena nahasosotra anao?
Zarao aminay ao anaty commentaire fa mety hanampy reny hafa koa ny tantaranao. ❤️