23/06/2026
🔥 VAOVAO TONGA ETO AMIN'NY MAËLY 🔥
👕 T-shirt Oversize Unisexe Premium
Mitady lamaody sady mahazo aina ve ianao? Ity no safidy tonga lafatra ho anao!
✅ Coupe Oversize
✅ Lamba matevina sy mampahazo aina
✅ Kalitao avo lenta
✅ Mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy
✅ Tsara amin'ny fitafy andavanandro na style streetwear
💰 Vidiny antsinjarany : 20 000 Ar 📦 Vidiny ambongadiny : 18 000 Ar (araka ny isan'ny baiko)
⚡ Stock voafetra, aza tara!
📩 Mandefasa hafatra (Mp) raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.
MAËLY – Ny lamaody maneho ny maha-ianao anao. ✨
👕🔥💯