Henintsoa HERILALA.Shop

Henintsoa HERILALA.Shop Bienvenu sur la page, spécialisée sur les accessoires du confort au quotidien
(1)

Photo 1: tsy en forme mihitsy aho izany, marary angamba😞Photo 2: hay noana kay ka 🫣😁Bon week-end les amis❤️
19/06/2026

Photo 1: tsy en forme mihitsy aho izany, marary angamba😞
Photo 2: hay noana kay ka 🫣😁

Bon week-end les amis❤️

❤️Tso-drano: Ho lasa fandresena miezinezina anie ny adinao mangina😍Jupe taille M et LHaut taille MCollection Henintsoa H...
17/06/2026

❤️Tso-drano: Ho lasa fandresena miezinezina anie ny adinao mangina😍

Jupe taille M et L
Haut taille M

Collection Henintsoa Herilala 🇲🇬

Tsara dia tsara anie ho aho na ny lambany na ny didiny e!! Haut à noeuds disponibles en taille S et MCollection Henintso...
16/06/2026

Tsara dia tsara anie ho aho na ny lambany na ny didiny e!!

Haut à noeuds disponibles en taille S et M

Collection Henintsoa Herilala🇲🇬

❓‼️Hianatra tsy mivaky loha?!!‼️❓‼️Tsarovy fa mandalo daholo ny zavatra rehetra eto an-tany‼️ misy manakihana ianao?! Di...
15/06/2026

❓‼️Hianatra tsy mivaky loha?!!‼️❓

‼️Tsarovy fa mandalo daholo ny zavatra rehetra eto an-tany

‼️ misy manakihana ianao?! Diniho hoe mendrika ny hakanao torohevitra ve io olona io?! Raha « Tsia » ny valiny, aza ivakiana loha ny kihana ataony fa tsy misy lanjany

‼️Tadidio fa matetika olona be fialonana fotsiny ihany ireny olona mahita lazaina momba anao lava ireny

‼️8 milliards mahery ny olombelona eto an-tany, ny tanjonao ifantohana fa aza miasa saina @ ireo tsy hitovy hevitra aminao, sarotra be ny hitovian’ny ireo olona rehetra ireo hevitra

‼️ny fotoana sarotra dia tsy maintsy misy farany , ary mitondra mankany @ tsaratsara kokoa foana

Ianareo ve ilay kivikivy rehefa alahady hariva hoe ho « alatsinainy sahady 😮‍💨😮‍💨 »? Sa ilay mazoto be hoe « Alatsinainy...
14/06/2026

Ianareo ve ilay kivikivy rehefa alahady hariva hoe ho « alatsinainy sahady 😮‍💨😮‍💨 »?
Sa ilay mazoto be hoe « Alatsinainy sahady😍😍? »

Izaho indraindray ilay mazoto fa androany aloha dia tena hoe ilay kamo😂😂😂 azafady fa tsy ilay mizara motivation aho androany fa ilay mila😂😂

Izao vao manokatra facebook dia tsy nahita izany tapaka teo izany😂 nanao ahoana izy tao?!Sady hampiseho anareo an’ity pa...
12/06/2026

Izao vao manokatra facebook dia tsy nahita izany tapaka teo izany😂 nanao ahoana izy tao?!

Sady hampiseho anareo an’ity pantalo ity ihanh aloha fa disponible en taille M et L izy io
Ilay haut modèle unique, taille S

Collection Henintsoa Herilala🇲🇬

Ny tissu an’ity ensemble ity velours côtelés, tsara kely na ny didiny na ny couleur any!!Taille S sisa no disponible ami...
11/06/2026

Ny tissu an’ity ensemble ity velours côtelés, tsara kely na ny didiny na ny couleur any!!

Taille S sisa no disponible aminy!!

Collection Henintsoa Herilala 🇲🇬

Ka inona moa izany fa ndao ho sahy❤️❤️❤️
10/06/2026

Ka inona moa izany fa ndao ho sahy❤️❤️❤️

Sambatra ianareo mahazaka hatsiaka, izaho tena saroti-katsiaka fa dia tena sahirana mihitsy sahady nefa vao manomboka it...
09/06/2026

Sambatra ianareo mahazaka hatsiaka, izaho tena saroti-katsiaka fa dia tena sahirana mihitsy sahady nefa vao manomboka ity!😅

Ny misafidy akanjo izany moa rehefa handeha hiasa dia tena hoe eo aloha… satriko hitafy bodofotsy mandeha miasa😂😂😂

07/06/2026

‼️Ity @ izay ny tirage au sort n’ilay jeu antsika farany iny ary ooo!!
‼️Mbola mifona foana @ fahatarana, dia sady mamerina ny fisaorana ho an’ny nandray anjara rehetra an!! Félicitations azy roa vavy!!

Address

Antananarivo

Telephone

+261347477817

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Henintsoa HERILALA.Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category