17/03/2024
Naverinay @ laoniny ihany le Lalao satria betsaka lotra nareo no nanome tsiny Ary namoaka Vava ratsy mitsy ara , manao zavatra anefa tsy mora ka hialatsiny indrindra
Averiko eto ihany anefa tompoko fa tsy resaka fanadalana na fisolokiana akory izahay fa tena vonona ny hanome ny loka izay efa nampanantenanay.
Indreto ary ireo nahazo commentaires ambony indrindra
Marie Clair Rasoafara no nahazo Ilay loka volohany: mandefasa mp aminay enao mikasika ny lokanao
Oxanah Carmenza no nahazo Ilay loka faharoa: mandefasa mp aminay ihany koa enao .
Zay zany ny valin'ny Lalao fa araho tsy tapaka n'y page satria mbola misy Lalao maro² ho ataonay .
Mankasitra indrindra tompoko 🥰