Kailoona

Kailoona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kailoona, Clothing (Brand), Manjakaray Ambodivona, Antananarivo.

Ireto sisa ny couche lavable dispo fa aza tara ☺️ 17.000 Ariary avec 1 insert20.000 Ariary si 2 insertsMaharitra hatrami...
22/08/2024

Ireto sisa ny couche lavable dispo fa aza tara ☺️

17.000 Ariary avec 1 insert
20.000 Ariary si 2 inserts

Maharitra hatramin'ny 6h fa raha be p**i loatra dia mety latsaka

😊😊
21/08/2024

😊😊

Coucou daholo ❤️
Nahtonga an'ireto Check-list ireto za ry zareo an!
Mora kely ny vidiny dia vitsivitsy ihany no dispo
Prix : 10.000 Ariary

P.S : ( Raha misy te hanafatra kilalao ohatran'ireto amin'ny commentaires ireto dia afaka mandefa mp ana fa mois de décembre any indray no tonga , na mbola hivarotra ary satria atao abordables ny prix )

Bonsoir daholo oh 🥰Ela be tsy nifankahita tatoTonga ny entan-tsika an !Couche lavable , chaussons , to do list . . .
20/08/2024

Bonsoir daholo oh 🥰
Ela be tsy nifankahita tato
Tonga ny entan-tsika an !
Couche lavable , chaussons , to do list . . .

Ensemble de tenue de sport remontant les fesses et le buste ( PUSH UP ) , conçu avec un tissu de qualité supérieure, dis...
06/05/2024

Ensemble de tenue de sport remontant les fesses et le buste ( PUSH UP ) , conçu avec un tissu de qualité supérieure, disponible en différentes couleurs au prix de 40 000 Ariary 🥰

Livraison : 3.000 Ariary et 5.000 Ariary

Bonsoir daholo 😍 Sary fotsiny fa alohan'ny hanafaranay dia te hanontany hoe misy liana amin'ny jouet Montessori ve ianar...
16/02/2024

Bonsoir daholo 😍
Sary fotsiny fa alohan'ny hanafaranay dia te hanontany hoe misy liana amin'ny jouet Montessori ve ianareo ? ☺️
Inona no zavatra tadiavinareo na dia tsy kilalao ary nefa tsy mbola mahita mihitsy ianareo ? Afaka alefa mp na commentaires ihany koa

( Misy ilay vita amin'ny hazo fa lafolafo eo amin'ny 150.000 Ariary , ka raha hanafatra ity dia mila atao sur commande mihitsy )

Photo réelle couche lavable et chaussons 3D 🥰
23/01/2024

Photo réelle couche lavable et chaussons 3D 🥰

Les voici les modèles disponibles de suite 🥰
23/01/2024

Les voici les modèles disponibles de suite 🥰

Arrivage chausson 3D mahafatifaty kely sy hafa mihitsyCouche lavable avec insert Pour 0 - 12 mois
23/01/2024

Arrivage chausson 3D mahafatifaty kely sy hafa mihitsy
Couche lavable avec insert
Pour 0 - 12 mois

Bonjour ^^ Ela ela tsy hita .Disponible de suite ireto akanjo mafatifaty kely hanaovan'ny zàzà amin'ny Krismasy ireto.Az...
15/12/2023

Bonjour ^^
Ela ela tsy hita .
Disponible de suite ireto akanjo mafatifaty kely hanaovan'ny zàzà amin'ny Krismasy ireto.
Aza tara fa vitsy
Taille : 59 cm

Robe Shein mafatifaty tato amin'i Kailoona 😍 Misy promotion 12.000 Ariary ao fa jereo daholo
27/11/2023

Robe Shein mafatifaty tato amin'i Kailoona 😍

Misy promotion 12.000 Ariary ao fa jereo daholo

20.000 AriaryTaille standard ( XS , S , M )
24/11/2023

20.000 Ariary
Taille standard ( XS , S , M )

Bonjour daholo ô 🥰 Ndao aloha lanian-tsika daholo ny ambiny ato alohan'ny arrivage vaovao e .Izay robes rehetra ao amin'...
24/11/2023

Bonjour daholo ô 🥰
Ndao aloha lanian-tsika daholo ny ambiny ato alohan'ny arrivage vaovao e .
Izay robes rehetra ao amin'ny COMMENTAIRES dia 12.000 ariary avokoa

Address

Manjakaray Ambodivona
Antananarivo

Telephone

+261344165926

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kailoona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share