M'Tafy MDG

M'Tafy MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'Tafy MDG, Clothing Store, Avaradrano, Antananarivo.

STAN SMITH ❤️❤️Disponible de suite 👌 ✅ Couleurs Disponibles: - BLANC- VERT- NOIR ✅ Pointure Disponible: - BLANC: 36, 38,...
03/04/2026

STAN SMITH ❤️❤️

Disponible de suite 👌

✅ Couleurs Disponibles:
- BLANC
- VERT
- NOIR

✅ Pointure Disponible:
- BLANC: 36, 38, 39, 40
- VERT : 36, 37, 38, 39, 40
- NOIR : 36, 37, 38, 39, 40

Simili Cuir fa tsara qualité 🥰😱 ( Sous Carton)

Prix: 55 000Ar 😱🎁
Contact: 032 90 393 11 📲🤳

❗💯 **OFFRE PROMOTIONNELLE** 💯❗Ho an’ny commande rehetra amin’ireto entana manaraka ireto dia manolotra ** 💯  LIVRAISON 1...
18/03/2026

❗💯 **OFFRE PROMOTIONNELLE** 💯❗

Ho an’ny commande rehetra amin’ireto entana manaraka ireto dia manolotra ** 💯 LIVRAISON 100% MAIMAIM-POANA 💯 ** izahay mandra-pahatapitry ny herinandro (21 Martsa 2026). Tolotra manokana ho fankalazana ny 🎉🎊Taombaovao Malagasy 🎉🎊.
Koa alefaso dieny izao ary ny commande mba tsy ho diso anjara amin’ny fihenam-bidy. 🎁🎁

**Polo Standard (Importé):**
https://www.facebook.com/61551594695085/posts/122212909268053156/?app=fbl

**Tennis Classique (Importé):**

Modèle Gris /
https://www.facebook.com/61551594695085/posts/122212908662053156/?app=fbl

Modèle Bleu /
https://www.facebook.com/61551594695085/posts/122212908374053156/?app=fbl

Afaka manao commande mivantana amin’ny MP na miantso ny laharana 032 90 393 11.
Mirary fety sambatra ho an’ny rehetra. 🎉💯

Polo Classique (Importé) 👕👌Disponible de suite (Stock Limité) ‼️✅ Taille disponible sur chaque photo 💯✅ Prix: 55 000Ar 🎁...
16/03/2026

Polo Classique (Importé) 👕👌

Disponible de suite (Stock Limité) ‼️

✅ Taille disponible sur chaque photo 💯
✅ Prix: 55 000Ar 🎁
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Afaka mandefa faritra hatrany izahay 📦🚚💯

Alefaso ary ny commande fa limité ny stock amn'ireto arrivage reto 💯‼️

Tennis Classique Gris (Importé) 🎁👟Disponible de suite (Stock Limité) 👌✅  Pointure disponible: 37, 38✅ Prix: 34 000Ar 🎁😊✅...
16/03/2026

Tennis Classique Gris (Importé) 🎁👟

Disponible de suite (Stock Limité) 👌

✅ Pointure disponible: 37, 38
✅ Prix: 34 000Ar 🎁😊
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Afaka mandefa faritra ihany koa izahay 📦🚚

Alefaso ary ny commande fa vitsy ihany ito modèle ito. ❗‼️

Tennis Classique Bleu (Importé)‼️🎁Disponible de suite (Stock Limité) 👌✅  Pointure disponible: 37, 38✅ Prix: 34 000Ar 🎁✅ ...
16/03/2026

Tennis Classique Bleu (Importé)‼️🎁

Disponible de suite (Stock Limité) 👌

✅ Pointure disponible: 37, 38
✅ Prix: 34 000Ar 🎁
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Afaka mandefa faritra ihany koa izahay 📦🚚

Alefaso ary ny commande fa vitsy ihany ito modèle ito. ❗‼️

14/03/2026

🛑 Fantatrao ve fa amizao efa afaka manao vidéo "pro" ianao nefa tsy mandany vola be intsony?

Efa mahavita zavatra tena miavaka tokoa ny AI ankehitriny. Tamin'ny taloha, raha hanao vidéo hanehoana vokatra (produit) tahaka izao dia tena nandaniana vola be mihitsy: tsy maintsy miantso vidéaste, manao shooting, mandamina rendez-vous maro vao tafavoaka ny publicité iray. 💸

Nefa tadidio fa amin'ny tontolon'ny varotra, ny Publicité no fanahin'ny varotra. Io no manosika ny olona hividy ny entanao. Rehefa tsara sy matihanina ny publicité-nao, dia hadinon'ny olona hatramin'ny mijery ny antsipirian'ilay vokatra fa ilay "fitiavana" hividy fotsiny no mifoha ao anatiny! ✨

Te hampitombo ny varotrao amin'ny alalan'ny herin'ny AI koa ve ianao? 🚀

✅ Araho (Follow) ny pejinay raha te hahazo soso-kevitra vaovao isan'andro!
❤️ Tsindrio ny "Like" raha hitanao fa mahasoa ity resaka AI ity!
💬 Soraty "AI" eo amin'ny commentaire raha te hahafantatra bebe kokoa momba ny fitaovana ampiasainay ianao!

Ny soa hono fianatra ka tsy aleo amin'izay ve hanaraka ny zotran'ny fivoarana entin'ny teknolojia eh. Alefanay maimaimpoana ny "prompt" ahavitana vidéo publicitaire "pro" miaraka amin'ireo fitaovana ampesaina rehetra fa soraty amin'ny commentaire hoe "AI" na alefaso avy hatrany ny MP.

Ao am commentaire ny photo référence 👇

Ensemble 3 pièces classe 💯👕👖Disponible de suite 👌 ✅ Taille standard ❗✅ Tissu en maille ✅ Contact: 032 90 393 11 🤳✅ Prix:...
12/03/2026

Ensemble 3 pièces classe 💯👕👖

Disponible de suite 👌

✅ Taille standard ❗
✅ Tissu en maille
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳
✅ Prix: 53 000Ar 👌🎁

Livraison possible Tana / Faritra 🚚📦

Alefaso ary ny commande fa sode tara ❗💯

Robe Pull 👗❤️Disponible de suite 👌 ✅ Taille Standard ❗💯✅ Tissu en maille ✅ Contact: 032 90 393 11 🤳✅ Prix: 40 000Ar 🎁❗‼️...
12/03/2026

Robe Pull 👗❤️

Disponible de suite 👌

✅ Taille Standard ❗💯
✅ Tissu en maille
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳
✅ Prix: 40 000Ar 🎁❗‼️

Livraison possible Tana / Faritra 🚚📦

Alefaso ary ny commande fa sode tara eh ❗💯

Robe Fleurie 👗 Disponible de suite 👌 ✅ Taille Standard ✅ Couleur au choix sur chaque photo ✅ Tissu: Coton Élastique 💯👌✅ ...
12/03/2026

Robe Fleurie 👗

Disponible de suite 👌

✅ Taille Standard
✅ Couleur au choix sur chaque photo
✅ Tissu: Coton Élastique 💯👌
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳
✅ Prix: 40 000Ar 🎁
Livraison possible Tana / Faritra 🚚📦

Alefaso ary ny commande ho any reo mbola ts nahazo eh 📲🥺💯

🌸

Tennis HangTen 👟Disponible de suite 👌 ✅ Pointure en stock: 35 à 40✅ Couleur: Noir, Blanc, Rose ✅ Prix: 70 000Ar 🎁✅ Conta...
11/03/2026

Tennis HangTen 👟

Disponible de suite 👌

✅ Pointure en stock: 35 à 40
✅ Couleur: Noir, Blanc, Rose
✅ Prix: 70 000Ar 🎁
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Livraison possible Tana / Faritra 🚚 📦
Mbola sous carton izy reto ah 📦💯

Alefao ary ny commande fa vitsy iany ny stock amin'ny reto. 🥺💯

Sandale compensée 👠Disponible de suite 👌 ✅ Pointure en stock: 36 à 40 ✅ Prix: 60 000Ar✅ Contact: 032 90 393 11 🤳Livraiso...
11/03/2026

Sandale compensée 👠

Disponible de suite 👌

✅ Pointure en stock: 36 à 40
✅ Prix: 60 000Ar
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Livraison possible Tana / Faritra 🚚📦

Alefaso ary ny commande fa vitsy iany no ao.
MP na Appel direct 👌📲

Haut Manche Longue SHEIN 🎁Disponible de suite 👌 ✅ Taille en stock: XS, S ✅ Prix: 27 000Ar 🎁✅ Contact: 032 90 393 11 🤳Liv...
11/03/2026

Haut Manche Longue SHEIN 🎁

Disponible de suite 👌

✅ Taille en stock: XS, S
✅ Prix: 27 000Ar 🎁
✅ Contact: 032 90 393 11 🤳

Livraison possible Tana / Faritra 📦🚚

Alefao ary ny commande. MP na Appel 📲

Address

Avaradrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'Tafy MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category