Candy Mode

Candy Mode Créations et couture sur messure 🎀
0330407861
Facebook : Andria Mariah

✨ Fabilinda Création ✨Faly miarahaba sy mandray anareo namako rehetra 💕Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalama...
22/01/2026

✨ Fabilinda Création ✨

Faly miarahaba sy mandray anareo namako rehetra 💕

Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho antsika ihany koa 🥂✨

👗 Création sur mesure ho an’ny vehivavy

- Mamorona modèle miavaka sy manaraka ny filànareo
- Asa tanana vita am-pitiavana

Ireto ambany ireto ny santionan’ny akanjo efa nozairiko.

Raha mahaliana anareo dia aza misalasala mandefa MP amiko ✉️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Candy Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share