𝓖𝓵𝓸𝔀 & 𝓜𝓸𝓭𝓮

𝓖𝓵𝓸𝔀 & 𝓜𝓸𝓭𝓮 Hello !!! N'hésitez pas à passer votre commande,𝓖𝓵𝓸𝔀 & 𝓜𝓸𝓭𝓮 est là pour vous
A très bientôt!

05/04/2026

~Joba 19:25~

« Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny mpanavotra ahy, Ka hitsangana any am-parany eo ambonin’ny vovoka izy »
Happy Easter🎉🥰

05/11/2025

Hello guys✨

Une lettre pour toi✨
Les grands rêves ne se réalisent pas du jour au lendemain,
ils se construisent chaque jour, avec de petits pas, de la persévérance et beaucoup de foi en toi-même. 🌱

👉 Crois en ton potentiel.
👉 Travaille en silence.
👉 Et laisse tes résultats faire du bruit. 💪


🎉valin’ny lalao🎉Ho alefantsika ao aminy commentaire ireo mpandresy taminy lalao🥰ezahantsika alefa ihany koa ny video nan...
15/08/2025

🎉valin’ny lalao🎉

Ho alefantsika ao aminy commentaire ireo mpandresy taminy lalao🥰ezahantsika alefa ihany koa ny video nanaovana ny tirage🌹
Mbola azo atao tsara ny mandray anjara,aminy 3 ora folak’andro no ho atao ny tirage🎉

Ho an’izay mpandresy, aminy alatsainy 17 août hatraminy alarobia 19 août aminy 8ora-5ora hariva no ahafahanao maka izany,récupération daholo fa tsy misy ny livraison🥰
Bonne journée daholo ary ooo


Have a nice day🎀🫶🏻
11/07/2025

Have a nice day🎀🫶🏻

✨🎀
05/07/2025

✨🎀


🎁GIVE AWAY🎁Olona 3 be izao no hahazo loka😍1ere place : collier inoxydable mamy kely2eme place : pince hawaïenne couleur ...
04/07/2025

🎁GIVE AWAY🎁

Olona 3 be izao no hahazo loka😍
1ere place : collier inoxydable mamy kely
2eme place : pince hawaïenne couleur au choix(jaune,bleu)
3eme place : cadeau surprise

Tsotra kely :
- abonné-o ny pagetsika
- asao ny namanao hi-abonner aminy page dia ataovy anaty commentaire ny capture
- Farany, partager-o en mode public amin’ny mur ity publication ity dia ataovy anaty groupe 3 misy anao ihany koa

Aminy 15 août ataotsika ny tirage,afaka mamerimberina manao invitation sy manao partage mba hampitombo ny chance🥰
Aza adino fa hisy arrivage-tsika ato ato,mba omentsika toerana indray n’y ankizy kely🫶🏻🎀


May this new year bring us happiness✨
01/07/2025

May this new year bring us happiness✨


Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra ooo🎉Ataovy tsara be ohatranao izay rehetra ataonao androany dia maz...
01/07/2025

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra ooo🎉

Ataovy tsara be ohatranao izay rehetra ataonao androany dia mazotoa foana na misy izay heverina tsy mety fa lalana tsy maintsy diavina daholo izany☺️🫶🏻
Aza adino ny manaraka ny pejy ooo


🙏misaotra betsaka🙏Te hisaotra anareo mpanaraka sy Client aho🎀🫶🏻tiako atomboka aminy fisaorana ity tontolo andro ity✨misa...
30/06/2025

🙏misaotra betsaka🙏

Te hisaotra anareo mpanaraka sy Client aho🎀🫶🏻tiako atomboka aminy fisaorana ity tontolo andro ity✨misaotra fa mahafinaritra foana ny mahatsiaro hoe misy manohana ianao ao ambadimbadika ao🥰tena Mamy be ianareo dia tiako ihany koa❤️
Aza adino ny manaraka ny pejy an🫶🏻


✨andao isika iaraka hianatra hiaina indray e🥰ataotsika challenge amin’ny volana hoavy izany hoe miaina am-pilaminana,mia...
29/06/2025

✨andao isika iaraka hianatra hiaina indray e🥰ataotsika challenge amin’ny volana hoavy izany hoe miaina am-pilaminana,miaina am-piadanana,fa indrindra miaina am-pahombiazana🫶🏻

Aza adino ny manaraka ny pejitsika🙏✨


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓖𝓵𝓸𝔀 & 𝓜𝓸𝓭𝓮 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share