08/07/2026
❌❌Filazana ho antsika Ray aman-dreny eto am fivondronana fjkm Ambatolampy Fahazavana ❌‼️
Ho Fisorohana ny Loza mety hitranga noho ny tsy fandriam-pahalemana manjaka amin'izao fotoana izao.
👉Miato n'y fivoriana ny Alahady 12 Jolay ho avy izao .
Samia mivavaka ,Samia Mahery,Samia mitandrina.
Homba antsika Mandrakariva Andriamanitra.