27/03/2026
Coucou kie kiala jejou a 👋
Hetanintanim-po ato aho dia nanapakevitra hoe :
Anao live mizara crédit aho amin'ny Dimanche 29 mars.
Crédit Yas 10 bé izao no ho Zaraiko ho anareo izay manaraka ny page manao commentaire ao anaty live ka mi hi dentifié namana 20 hanaraka sy hi j'aime ny page 😍
Ao anaty live no mi hi dentifié namana 20 an 🙂
Izay commentaire 10 voalohany mahafeno ny fepetra amin'io fotoana io no mahazo ny cadeau 🎁 crédit Yas
Eto ary dia entano sahady ny namanao hi suivre sy hi j'aime ny page hoe hisy jeu mizara cadeau foana ato hoe fa ndà bé fotsiny 😂