R.Roo kids

R.Roo kids Ny zanaka Malagasy,hitafy ny vita Malagasy♥️ 🇲🇬

Kay kay zany retour mamy be avy any  client eh🥰❤️Baboooo be zay 😍😍😍Photo réel ireo anh❤️Mbola misy dispo  betsaka oh❤️😍
15/05/2026

Kay kay zany retour mamy be avy any client eh🥰❤️
Baboooo be zay 😍😍😍
Photo réel ireo anh❤️
Mbola misy dispo betsaka oh❤️😍

Iza koa mankafy couleur noir et blanc otranah ato?😍Ireto indray aloha arrivage ensemble jogging vrai coton matevina tsar...
15/05/2026

Iza koa mankafy couleur noir et blanc otranah ato?😍
Ireto indray aloha arrivage ensemble jogging vrai coton matevina tsara aki maman 🥰😍❤️
Qualité tsy miova anh🥰
Dispo 3mois a 9ans
Dispo taille S,m , L , xl xxl

Nike noir sy rouge koa tsara Kely eh ♥️🥰Dispo 3mois -9ans dispo ato R.Roo kids ♥️
14/05/2026

Nike noir sy rouge koa tsara Kely eh ♥️🥰
Dispo 3mois -9ans dispo ato R.Roo kids ♥️

Bonsoir daholo❤️ andao asina jeux kely ho mandrapa tonga arrivage be tsika oh ❤️🥰Andao fenoina 6k ny page tsika ❤️🥰 Alef...
11/05/2026

Bonsoir daholo❤️ andao asina jeux kely ho mandrapa tonga arrivage be tsika oh ❤️🥰
Andao fenoina 6k ny page tsika ❤️🥰
Alefanay eto ihany ny valiny tirage rehefa feno
Mentionnéo ny namana de Alefaso partage ❤️
20.000ar 💰no lokan’izay tsara vitana

Mankasitraka nareo fona mahatoky nay ♥️🥰 Retour mamy Kely  avy any client ireto 🥰♥️❤️
09/05/2026

Mankasitraka nareo fona mahatoky nay ♥️🥰
Retour mamy Kely avy any client ireto 🥰♥️❤️

Ilay mena koa tsy ratsy anh 🥰❤️Mamy kely ery ❤️
06/05/2026

Ilay mena koa tsy ratsy anh 🥰❤️
Mamy kely ery ❤️

Bonjour daholo ❤️😍Any aminareo koa ve efa mangatsiaka be rehefa maraina❄️☃️Mividiana amizay jogging ato R.Roo kids fa mb...
05/05/2026

Bonjour daholo ❤️😍Any aminareo koa ve efa mangatsiaka be rehefa maraina❄️☃️

Mividiana amizay jogging ato R.Roo kids fa mbola betsaka dispo ❤️ sady vrai coton matevina tsara ny lambany🥰

Mankasitraka hatrany Tompoko 🥰♥️
01/05/2026

Mankasitraka hatrany Tompoko 🥰♥️

Mamy Kely kousa Ilay retour avy any nareo client 🥰♥️🥰♥️Misaotra fona mahatoky nay ♥️🥰
01/05/2026

Mamy Kely kousa Ilay retour avy any nareo client 🥰♥️🥰♥️
Misaotra fona mahatoky nay ♥️🥰

Bonne journée nareo oh 🥰❤️Misy dispo mena koa any 3mois -9ans❤️
01/05/2026

Bonne journée nareo oh 🥰❤️
Misy dispo mena koa any 3mois -9ans❤️

Bonjour daholo 😍❤️ Ireto indray modèle ana zazakely @ ilay Adidas ❤️ mety ho ana bandy koa sady mety ana sipa kely ❤️Jog...
26/04/2026

Bonjour daholo 😍❤️ Ireto indray modèle ana zazakely @ ilay Adidas ❤️ mety ho ana bandy koa sady mety ana sipa kely ❤️
Jogging vrai coton 💯 matevina tsara
Dispo 3mois-9ans ❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R.Roo kids posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share