Mi Fashion

Mi Fashion Article importé

15/07/2026

Mafana tsara Sady qualité , 😍 taille M Sy L no disponible , ny ao anatiny tissu jogging Ilay malefaka kely , prix ataotsika 200 000ar na tokony 250 000ar aza 😍 aza tara ahn

15/07/2026

Rupture Ilay tazomina tanana ahn , ilay misy coquillage sisa , aingana oh . 😍Ao aloha asina jeans kely 😍 mahazo daholo fa iray isaky ny taille iany anefa disponible à, taille S , M , L
Jeans amin’ilay qualité tsy élastique io ahn 😍
Prix 80 000ar , ndao ary

15/07/2026

Mbola naita taille L iray akia tamin’ito modèle tinareo be ito 😍 qualité premium foana , 3 pièces , 250 000ar , Efa io ny prix ahn

15/07/2026

Taille L amin’ito koa anie en promo e , 100 000ar 😍 aingana aingana .

15/07/2026

Promotion indray ary e. Amin’ilay prix efa niandrasanareo , L iray Sy XL iray no ataotsika promo amin’ito modèle ito , prix : 100 000ariary , tena atsasabidy ne oa e🥹🥰 eo aingana sao tara

14/07/2026

Mbola taille M Sy L ihany akia , qualité premium , 😍 200 000ar

14/07/2026

Nareo taille M kosa akia tena mahazo tombony mintsy 🥰 izao qualité tsara be zao akia no 200 000ar ( 1 million fmg) Efa io ny prix de mba vakina tsara akia , kony ahn 😍

14/07/2026

Ao nareo taille M sy L omena jogging mafana qualité premium be 👌 prix ataotsika 300 000ar raha tokony 400 000 ariary , aza tara ahn 😍

13/07/2026

XL amzai ary e, eo nareo mba omena manja kely koa , 3 pieces , 250 000ar , 1 millions 250 ( vakiana tsara moa akia ni prix ahn 🥰🙏)

10/07/2026

Misy taille M iray Tonga indray amin’ito ☺️ tena tinareo anie ilay modèle , ilay couleur koa tena hoe , 200 000ar ny ensemble 2 pièces ( 1 millions fmg ) , Efa io moa akia ny prix a

Address

Immeuble Sirene Behoririka
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category