Robe pastorale

Robe pastorale "MANOMPOA AN'I JEHOVAH AMIN'NY FIFALIANA"

🪡Orinasa mamokatra ireo akanjom-panompoana ara-kalitao ho Anao.

Maharitra aman-taonany maro efa nisy nandritrin' ny 30 taona .

✝️Robe Pastora , Robe diakona , Robe Mpiandry , Robe Katekista sy mpitoriteny,...

08/04/2026

Efa mahay mamalona robe diakona ve ianao?😊

05/04/2026

Ho aminareo anie ny fahasoavana avy amin'i Jesoa Tompo.

Feno tokoa ny fo mahatratra ny fety lehibe indrindra sady fototry ny Finoana Kristiana, dia ny P***a izany.

Koa miarahaba antsika Fiangonana sy Kristiana mahatratra ny P***a 2026, hanorina ny finoana ao amin'i Jesoa Velona, ary hijoro ho vavolombelon'izany Finoana Velona izany amin'ny teny sy asa.

"Mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo " (1 Kor 15:58b), ho Finoana mamokatra : mamokatra be, mamokatra tsara, mamokatra tsy tapaka.

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra !

Andriamampianina Zaka, Mpitandrina
Filohan'ny FJKM

♥️"Ny zanak'olona dia tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ,homboina amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'...
05/04/2026

♥️"Ny zanak'olona dia tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ,homboina amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny fahatelo"🎶

♥️Miarahaba anao nahatratra izao andro P***a izao
Mpandresy ny Tompo📖

***a

Merci Maman ZETY ❤️☺️☺️
02/04/2026

Merci Maman ZETY ❤️☺️☺️

Raha mila akanjo fanompoana ianareo dia aza misalasala mandefa afatra miafina sy manaraka ny pejy Robe pastorale .

Firy taona niasàna ny robe diakona anao?☺️Mbola tsara ve? Sa efa tokony hosoloina?☎️Contact rapide : 033 15 034 49 / 038...
27/03/2026

Firy taona niasàna ny robe diakona anao?☺️

Mbola tsara ve? Sa efa tokony hosoloina?

☎️Contact rapide : 033 15 034 49 / 038 91 445 71

🌹Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa t...
24/03/2026

🌹Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka. 🌼
Isaia 40 : 31

💧💧Ahoana no fanasàna robe pastorale fotsy?♦️Mila fikojakojana ny robe-ntsika sao ho vasoka vetivety,toy izao no fikaraka...
18/03/2026

💧💧Ahoana no fanasàna robe pastorale fotsy?

♦️Mila fikojakojana ny robe-ntsika sao ho vasoka vetivety,toy izao no fikarakarana azy:

1- Aza afangaro amin'ny akanjo miloko: Raha azo atao dia sasana mitokana na miaraka amin'ny akanjo fotsy mitovy aminy ihany.

2- Aza mampiasa savony mahery loatra : misy savony natokana ho an'ny akanjo fotsy malefaka
•Aza mampiasa eau de Javel be loatra (quantité) fa arotsaho kely,aza avela hilona ela fa maha-mavo ny lamba sy mampalemy azy

3- Vinaigre na citron,ampiasaina rehefa manasa azy,mampamiratra sy manadio ny fotsy

4- Manàna robe Diakona mihoatra ny iray raha azo atao,tsy mifoaka hatsembohana be loatra ny iray

🟩Mbola maro ny teknika azontsika ampiasaina fa sombiny ihany ireo,soraty eo amin'ny Commentaire koa anie izay fantatrao ka mahasoa ny hafa.😊👌

🟩Andao hifampizara fahalalàna indray ary e!.
🔁Zarazarao

Iza no tena hanaovan'i Pastora matetika?•ROBE PASTORA FLM
15/03/2026

Iza no tena hanaovan'i Pastora matetika?
•ROBE PASTORA FLM

♦️A   sa   B  ?Araka ny hevitrao, iza no halavany mahazatra ?Soraty ao amin'ny commentaire hoe ny hevitrao👇
12/03/2026

♦️A sa B ?
Araka ny hevitrao, iza no halavany mahazatra ?

Soraty ao amin'ny commentaire hoe ny hevitrao👇

💌"Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto"10 •Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra...
08/03/2026

💌"Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto"

10 •Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy.11 •Matoky azy ny fon'ny lahy, Ary tsy mitsahatra ny fanambinana azy.

12•Soa no ataon-dravehivavy aminy, fa tsy ratsy, Amin'ny andro rehetra iainany.13•Mizaha volon'ondry sy rongony izy Ary mazoto miasa amin'ny tanany.

14• Toy ny sambon'ny mpandranto izy, Ka avy any amin'ny lavitra no itondrany ny haniny.
15• Mifoha izy, raha mbola alina, Ka manome hanina ho an'ny ankohonany Sy anjara ho an'ny ankizivaviny.

16•Mihevitra saha izy ka mahazo azy; Ny vokatry ny tanany no anaovany tanim-boaloboka.17• Misikina hery izy, Ary hatanjahiny ny sandriny.

18• Hitany fa tsara ny tombom-barony, Ary tsy maty jiro mandritra ny alina izy. 19•Mandray ny fihazonam-bohavoha izy, Ary ny tanany mihazona ny ampela.

20•Manatsotra ny tanany amin'ny ory izy, Eny, mamelatra ny tanany amin'ny mahantra.21• Tsy manahy ny oram-panala ho amin'ny ankohonany izy, Fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa.

22• Manao firakotra ho azy izy; Ny fitafiany dia rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy.23• Ny lahy dia hajaina eo am-bavahady, Raha miara-mipetraka eo amin'ny loholona.

24• Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin'ny mpandranto. 25•Hery sy voninahitra no fitafiany, Ary ny andro ho avy dia ihomehezany.

26•Manokatra ny vavany amin'ny fahendrena izy; Ary ny lalàn'ny famindram-po no eo amin'ny lelany. 27•Mitandrina tsara ny ataon'ny ankohonany izy Ary tsy homana ny mofon'ny fahalainana.

28•Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; Ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe: 29•Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.

30• Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. 31•Omeo azy ny avy amin'ny vokatry ny tanany; Ary aoka ny asany hidera azy eo am-bavahady.

💌 Ohabolana 31

🔴30 taona traikefa, fa vao manomboka ny tantara eto amin’ny Pejy "Facebook"nay.🪡  Araho anie ny tantara e!👇             ...
04/03/2026

🔴30 taona traikefa, fa vao manomboka ny tantara eto amin’ny Pejy "Facebook"nay.🪡

Araho anie ny tantara e!👇

❌ Fahadisoana 3 tokony hialana rehefa misafidy akanjo pastoraly✨ Tsy akanjo tsotra fotsiny ny akanjo pastoraly.Izy io di...
01/03/2026

❌ Fahadisoana 3 tokony hialana rehefa misafidy akanjo pastoraly

✨ Tsy akanjo tsotra fotsiny ny akanjo pastoraly.
Izy io dia maneho fahamendrehana sy andraikitra.

❌ 1️⃣ Misafidy araka ny vidiny fotsiny fa tsy mijery ny kalitaon’ny lamba.

❌ 2️⃣ Tsy mandinika ny “coupe” na ny endrika (tokony ho mendrika, tsy tery loatra na malalaka loatra).

❌ 3️⃣ Manadino ny antsipiriany sy ny fanjairana farany (finitions), izay tena mampiseho ny maha matotra ny asa fanompoana.

✔️ Akanjo pastoraly voafidy tsara dia miteny mialoha, alohan’ny fitoriana.

Address

Ambaniala Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Robe pastorale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share