Ma Tsïky-MDG

Ma Tsïky-MDG 🌸 Bienvenue chez MA TSIKY 🌸

Votre référence en importation d'articles divers de qualité.

Trouvez tout ce dont vous avez besoin : des nouveautés pour enfants aux articles du quotidien.

✨ En stock ou Sur commande.
🎀 Vente 100% en ligne. 🤗Tongasoa eto amin'i Page Ma Tsiky (Saka😻)

✅Mandray ny commande foana izahay 09:00h/23:00h.
✅Ny ampitso ihany dia livrena ny entana
📌 raha sur commande na tsy tratrany livreur dia mety iisy fotoana kely✅
✅Ny livraison kosa dia miankina @ ny toer

ana izay misy anareo clients(fahalavirana), ary eto @ page ihany noho fantatra ny frais alohanareo💌.
📌Tsy manao livraison Alahady izahay.❌❌❌❌

🛞 FUNCTIONAL BABY WALKER 🛞Hanampy an'i Baby amin'ny dingana voalohany amin'ny fandehanana! Ity trotteur mahafatifaty ity...
04/06/2026

🛞 FUNCTIONAL BABY WALKER 🛞

Hanampy an'i Baby amin'ny dingana voalohany amin'ny fandehanana! Ity trotteur mahafatifaty ity dia mety tsara ho an'ny ankizy manomboka amin'ny 12 volana no ho miakst mba hianarany handeha an-kalalahana sy am-pilaminana.

✨ Design moderne & ergonomique : Miendrika môtô kely, manaitra ny masony sady miaro ny fandanjalanjan'ny vatany.

🎨 Couleur : Rose/Violet (Misy ny boaty niaviany).

👶 Âge recommandé : 12M+ (Dès 12 mois).

💪 Sécurité : Mafy tsara sady mampitombina tsara ny fipetraky ny tongotra.

📥 Mp dery raha liana ianao na misy fanontaniana!

🛍️ DISPONIBLE IMMÉDIATEMENT📦 Vente en ligne - Afaka aterina (Livraison).
038 77 826 29

Address

Lot FIIIH 87 Bis Manantenasoa
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 23:00
Tuesday 08:00 - 23:00
Wednesday 08:00 - 23:00
Thursday 08:00 - 23:00
Friday 08:00 - 23:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 23:00

Telephone

+261387707979

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Tsïky-MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share