05/02/2024
Akory tsika jiaby🖐️
~Izahay dia mivarotra cache écran hydrogel mety hoan'ny téléphone rehetra.
Tombotsoany cache ny hydrogel:
➡️Tsy mety vaky
➡️Manarona tsara ny écran mba tsy ho simba na kiaka
➡️Miaro tsara ny téléphone anao
➡️Misy hoanizay telephone rehetra tadiavinao
~Misy housse ny téléphone izay ilainao sy couleur ary karazany tediavinao ko:
+Blindé
+Gaume tsotra
+Ilay misy tapis, sns........
~Mivarotra chargeur iphone, Tipe à C,sns....... Ihany ko izay
Misy karany izay tediavinao daholo izy rehetra ireo ka afaka mandefa mp na miantso avy hatrany ra misy ilaina, manao livraison izahay ary mandefa ko.
Mp na 0341255426
Lieu : Antananarivo