22/06/2026
"NDAO HIHAONA"✨
Ho an'ny mpankafia ahy hatramin'izay, amin'ny 24 JONA izao dia hisy fihaonana aminareo, izay karakarin'ny CANAL+ Madagascar sy ny Novegasy
Mbola ny eto antananarivo aloha izy ity fa mety hoavy ihany koa ny any amin'ny faritra😊
Alefako eto ihany ny lalana satria handeha amin'ny toerana maro izahay..
Haka sary miaraka isika dia hiresaka koa e❤️
Tsy ratsy fanahy ohatrany Mr Vincent za amin'io fa hampiseho ny tena RIDDY aminareo ..
SAVE THE DATE ✨