La mode kely

La mode kely Vends tout � Sac, chaussures, vêtements, article de maison ...

👉 Bandoulière Calvin Klein👉 Made in Canada👉 Avec dustbag👉 Dispo en noir et marron beige
14/01/2025

👉 Bandoulière Calvin Klein
👉 Made in Canada
👉 Avec dustbag
👉 Dispo en noir et marron beige

Arrivage kiraron'ankizy bomba be 🥵🥵👉👉 FiperieAtaoko @ sary tsirairay ny pointureAnontanio zay mety, tongava mp aingana 😊
12/01/2025

Arrivage kiraron'ankizy bomba be 🥵🥵
👉👉 Fiperie
Ataoko @ sary tsirairay ny pointure
Anontanio zay mety, tongava mp aingana 😊

Coucouu, ity ndray ny valin'ny lalao antsika ary e! Ireo olona roa nahazo 10.000ar avy 😊Afaka miditra mp Fiasoa Sabrinah...
12/01/2025

Coucouu, ity ndray ny valin'ny lalao antsika ary e! Ireo olona roa nahazo 10.000ar avy 😊
Afaka miditra mp Fiasoa Sabrinah Rabemananjara sy Noëllah Rakotomalala

Mbola misy ilay interaction an! Vo mahazo nofitication am fb aho dia avoakako eto 😉

Misy arrivage kiraron'ankizy milay be isika androany 🥰🥰

11/01/2025

Coucouu, rahampitso @ 9 aho manome valin'ny lalao antsika azafady annn!

10/01/2025

Coucouu, repos kely aloha aho fa somary sahirana kely.. Aza matahotra fa ny tirage ataoko fona rahampitso, bonne journée 😘😘

❌❌️ ️PROMOTION LIQUIDATION ❌️❌️Bonjour daholo, ataotsika promotion be ireto robe manjakely ireto fa maika ampiditra arri...
07/01/2025

❌❌️ ️PROMOTION LIQUIDATION ❌️❌️

Bonjour daholo, ataotsika promotion be ireto robe manjakely ireto fa maika ampiditra arrivage 😉🥰

Pas plus de 15.000ar, eny oa, pas plus de 15.000ar.
Misy karazany ao, misy taille ho an'ny rehetra koa fa misavasava kely 😊

JP + Confirmation mp

Mandefa any am faritra fona

❌️❌️❌️ Jeu manaraka :
- Abonné am page ianao
- Partage max anty pub ty
- Jp en commentaire + identifiéo olona 10 anaraka ny page sy andray anjara

💢Tirage Samedi fa tsisy fotoana firy aho, olona roa mahazo 10.000ar avy

💢Izay be point amty semaine ty mahazo 10.000ar koa

C.H.A.N.E.L Cabas Noir et Blanc❤️ En cuir❤️ Avec ref et num de serie❤️ Avec dustbag❤️ Master Quality
06/01/2025

C.H.A.N.E.L Cabas Noir et Blanc
❤️ En cuir
❤️ Avec ref et num de serie
❤️ Avec dustbag
❤️ Master Quality

Coup de coeur ❤️❤️❤️👉 CHANEL deauville à perle👉 Avec ref et num de serie👉 Avec dustbag👉 Master Quality
06/01/2025

Coup de coeur ❤️❤️❤️
👉 CHANEL deauville à perle
👉 Avec ref et num de serie
👉 Avec dustbag
👉 Master Quality

06/01/2025
05/01/2025

Camillahh Arès ooo! Alaivo ny volanao 😅 Omeko atram 12h rahampitso ianao andefa mp anah sinon averiko ny tirage

Bonjourrr, efa sasa-miandry ianareo dia ity ny valin'ny lalao ary,Arahabaina i Camillahh Arès fa izy no voasarika tanati...
05/01/2025

Bonjourrr, efa sasa-miandry ianareo dia ity ny valin'ny lalao ary,
Arahabaina i Camillahh Arès fa izy no voasarika tanatinireo maro be nandray anjara..
Afaka miditra mp avy hatrany ianao 😊

Aza miala alavitra fa ho asin-tsika jeu fona eto @ pejy 😉

04/01/2025

Rahampitso ny fotoana an! Am 10 aho manome ny valin'ny lalao 😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La mode kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share