01/06/2026
Coucou les fille !!!
Ity ary ilay résultat nandrasana tamin'ilay giveway anh 🤗
Faly miharahaba an'i :
👉 Lot 1 : Vanillà Sharone (Echarpe PM Noire à motif)
👉 Lot 2 : Tiana Rastefano (Echarpe PM Orange à motif)
izay nandresy ny lalao spécial fête des mères 💐
Mankasitraka ny rehetra tamin'ny fandraisana anjara, mbola maro ny pepite miandry antsika eto amin'ny pejy, ka manasa anao hanaraka hatrany 😘❤️