Hezekia By HT

Hezekia By HT « Une femme courageuse, qui la trouvera? Elle a plus de valeur que des bijoux. »Proverbes‬ ‭31‬:‭10‬

Shalom 🙌🏻🕊️« Vato soa avy any Ofira. »‭‭1Mpanjaka‬ ‭10‬:‭11‬/d 💎Mba hainareo moa fa Ofira dia anaran’i Madagasikara tany...
14/03/2024

Shalom 🙌🏻🕊️

« Vato soa avy any Ofira. »
‭‭1Mpanjaka‬ ‭10‬:‭11‬/d 💎

Mba hainareo moa fa Ofira dia anaran’i Madagasikara tany aloha tany⁉️

Manankarena Vatosoa tokoa raha i Madagascar.💎 😍

Koa izany indrindra no anisany nanainga ny aingam-panahinay, hoe maninona moa raha isika Malagasy mihitsy. 🇲🇬

No hiravaka ny harenantsika eeee 🤔🥰

Mamy ery izao izany e⁉️♥️

📣Aza miala lavitra ary fa ho avy tsy ho ela ny vokatra vita malagasy. 📣

Santionany ihany ireto a! 😊



Shalom🕊️🙌🏻📣 Amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao 👩‍🦰🎉Dia faly izay manokatra amin’ny fomba ofisialy n...
08/03/2024

Shalom🕊️🙌🏻

📣 Amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao 👩‍🦰

🎉Dia faly izay manokatra amin’ny fomba ofisialy ny varotra sy famoronana ato amin’ny HEZEKIA By HT🎉

Manasa anareo izahay,mba hitsidika anay eto amin’ny HOTEL-RESTAURANT HANITR’IARIVO Imerinafovoany 🏨 😊

Misy varotra fampirantiana anio izay hiarahana amin’ny Association Mamiratra 🫶🏻

Tongava maro e 🎉




« Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao. »‭‭Lioka‬ ‭1‬:‭28‬ ‭ 🙏🏼Vehivavy tsara daholo no nanaovan’Ilay Nahar...
08/03/2024

« Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao. »
‭‭Lioka‬ ‭1‬:‭28‬ ‭ 🙏🏼

Vehivavy tsara daholo no nanaovan’Ilay Nahary antsika ♥️
Hizarao fifaliana sy tsiky ireo manodidina antsika,satria efa nohasoavina isika 🫶🏻

06/03/2024

Address

Talatamaty/Imerinafovoany
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261345510991

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hezekia By HT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share