11/07/2026
โจ ๐งก๐น๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐น๐๐ -โ๐ ๐๐๐๐๐๐ โ๐๐๐ ๐ป๐๐๐ก ๐๐๐ค๐๐งกโจ
Ny asany :
๐ Masque atao aminโny tareha manome hydratation ++ sy mapazava ny tareha ra tsy dia manana fotoana anaovana gommage na reraka.
๐๐ ๐๐ ๐ยด๐๐๐ก๐๐ ๐ :
1. Sasana madio aloha ny tarehy ary asio toner raha mampiasa ianao.
2. Apetraho aminโny tarehy ilay masque ary amboary tsara mba tsy hilatsaka.
3. Avela hiasa mandritra ny 3 ka hatraminโny 4 ora, idรฉalement atao am alina mba hahazoana vokatra tsara kokoa.
4. Esory ilay masque rehefa lasa ยซ transparent ยป.
5. Kosehina moramora ao aminโny hoditra ilay sรฉrum tavela mandra-piditra tanteraka. Tsy sasana intsony ๐ซถ
๐ Pour tous types de peau ๐
๐ธ 20.000 Ar / piรจce
100% authentiques ๐ฏโ