Cours de Coupe et Couture LYDIA

Cours de Coupe et Couture LYDIA Ayant l'autorisation en haute couture mention très bien, honorée parl'Etat d'un Chevalier de l'Ordre National. Existant depuis l'année 1986

Formation haute couture : spécial homme, femme et cours de perfectionnement.

24/05/2026
12/05/2026

Misokatra ny fisoratana anarana fidirana mois de jiun. Mianara manjaitra amin'ny Sekoly azo antoka Ny toky. fitaka. fa ny. Atao no hita. Mba ianao amin'izay no mamjaitra sy mampihaingo ny famille amin'ny krismasy. eh
Cours de coupe et coutute LYDIA Behoririka
0331268572
0381556002

17/01/2026

Ho anao zay te ahay manjaitra tsara. Misokatra indray ny fisoratana anarana eto amin'ny cours de coupe et couture LYDIA.
Mora hay, mazava tsara,tsy mamitaka, mahatonga anao ho lasa:styliste, modiste, créatrice
Raha mahaliana anao dia antsoy ny
0331268572
0381669708
Behoririka ampitan'ny lasantsy Galana 2ème étage
Ny toky fitaka fa ny atao no hita

Inscription ouverte pour la rentrée mois de septembre.Profite d'inscrire dès le début.Une formation assurée et approfond...
06/09/2025

Inscription ouverte pour la rentrée mois de septembre.
Profite d'inscrire dès le début.Une formation assurée et approfondie assure un avenir meilleure
Cours de coupe et couture Lydia

Behoririka
0331268572
0

Mme Lydia de retour Avec plus d'ancienneté et plus d'expérience a vous partager 🌹
29/05/2025

Mme Lydia de retour
Avec plus d'ancienneté et plus d'expérience a vous partager 🌹

26/03/2025

Misokatra ny fisoratana anarana @ vague manaraka
Fampianarana manjaitra azo antoka
Mianatra mandidy sy manjaitra n'y fitafiana rehetra @ finition impeccable
Fampianarana zaitra feno sy ampy ary tsy mamitaka
Mpampianatra matotra sy ampy traikefa
Misokatra ny fisoratana anarana fidirana volana Avril
Ny toky fitaka fa n'y atao no hita
Ny adiresy tsy miova "Cours de coupe et couture Lydia" Behoririka Ampitan'ny station d'essence Galana 2e étage

Cours normal
Cours accéléré
Cours spécial samedi
Cours particulier

Tel :033 12 685 72
038 16 697 08

09/09/2023

Ho anao zay te ahay manjaitra tsara ,mahaiza misafidy sekoly azo antoka.
🌟Cours de coupe et couture Lydia🌟 dia fampianarana Zaitra manana ny maha izy azy,mahatonga anao ho styliste,modiste,creatrice.

Mbola mitohy ny fandraisana Mpianatra fidirana volana septembre 2023.Efa afaka mampiakanjo ny tenanao sy ny ankohonanao ianao amin'ny fetin'ny faran'ny taona sy ny krismasy.
Ny hazo no vanon-ko lakana ny tany naniriny no tsara any ny Tony fitaka fa ny atao no hita
Cours de coupe et couture Lydia Behoririka,ampitan'ny lasantsy Galana ,ao amin'ny immeuble itel,2ème étage ary
20metatra miala eo ambany tetezan'ny Behoririka
0331268572
0381669708

Rehefa tonga eo amin'ny galana Behoririka dia ato no misy antsika033 12 685 72/038 16 697 08
05/08/2023

Rehefa tonga eo amin'ny galana Behoririka dia ato no misy antsika

033 12 685 72/038 16 697 08

✨COURS DE VACANCE MIPOPOKA A!✨👉modiste👉styliste👉créatrice ou créateur de modesns Afaka miantso avy ny laharana 📱033 12 6...
31/07/2023

✨COURS DE VACANCE MIPOPOKA A!✨

👉modiste
👉styliste
👉créatrice ou créateur de mode
sns

Afaka miantso avy ny laharana
📱033 12 685 72 / 038 16 697 08

08/07/2023

Ianareo izay vonona hianatra dia tongava aloha fa voafetra ny toerana 😍
Mankasitraka anareo izay efa tonga😘

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261331268572

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours de Coupe et Couture LYDIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share