Sandale de Rêve

Sandale de Rêve Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sandale de Rêve, Design & Fashion, Tanjombato, Antananarivo.

❌Tonga ary ny arrivage oo❌Ho an'ireo izay tia manao kapakapa maivana, tsara sady mateza😍Prix: 20000ar Semelle: caoutchou...
28/05/2024

❌Tonga ary ny arrivage oo❌
Ho an'ireo izay tia manao kapakapa maivana, tsara sady mateza😍
Prix: 20000ar
Semelle: caoutchouc (tsy pneu)
🛵Livraison gratuite
🇲🇬🇲🇬VITA MALAGASY🇲🇬🇲🇬

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra an'ity androny androany ity, ho tahian'Andriamanitra hatrany anie ianareo❤️❤️
26/05/2024

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra an'ity androny androany ity, ho tahian'Andriamanitra hatrany anie ianareo❤️❤️

Loading.....🙈🙈
25/05/2024

Loading.....🙈🙈

Miaraka amin'ny carton avokoa ny kapa rehefa manjifa ato aminay ianareo ah😍Efa kely sisa dia hivoaka ny arrivage fa arah...
24/05/2024

Miaraka amin'ny carton avokoa ny kapa rehefa manjifa ato aminay ianareo ah😍
Efa kely sisa dia hivoaka ny arrivage fa araho hatrany ny page😊

😴😴

15/05/2024

10,9,8.... Et voilaaaaaaaaa🙈
Felicitation Mme......🥰
Izy no nahazo tamin'ny jeux atsika voalohany, dia aza malahelo izay tsy nahazo fa mbola hisy jeux be dia be ho avy😘

15/05/2024

Bonsoir daholy o😊
Tapitra ilay jeux atsika ah
Amin'ny 19h30 avokatsika ny valiny 😍
Iza reh no ahazo eh🙈

Miarahaba daholo o😊Satria efa ho avy ny arrivage dia ireto misy condition vitsivitsy ho anareo izay hividy kapa ato amin...
11/05/2024

Miarahaba daholo o😊
Satria efa ho avy ny arrivage dia ireto misy condition vitsivitsy ho anareo izay hividy kapa ato aminay
▫️Kapa ihany aloha no amidinay amin'izao
▫️Rehefa hanao commande ianareo dia izay tena pointure anareo hafarana
▫️Jereo tsara amin'ny fotoanan'ny livraison afaka andramanao mihitsy aza
▫️ Tsy afaka manao livraison maraina be izahay fa manomboka amin'ny 10 ora raha centre ville ny périphérique kosa dia après midi
▫️Na centre ville na périphérique dia gratuit daholo ny livraison
▫️Raha misy kapa tianareo ho atao manokana dia afaka mandray commande ihany koa izahay(3 jours no vita fa mila mandoha avance 50%)

Izay fotsiny anie eh, tsotra kely eh😊 manasa anareo ary hanaraka ny page eh dia aza adino fa amin'ny larobia vao tapitra ilay jeu ah.

‼️GIVEAWAY CHEZ SANDALE DE RÊVE et MODESTY OUTFIT ‼️▫️Iza no te ahazo an'ity kapa manjakely ity,sady mafy amin'ilay tsy ...
09/05/2024

‼️GIVEAWAY CHEZ SANDALE DE RÊVE et MODESTY OUTFIT ‼️

▫️Iza no te ahazo an'ity kapa manjakely ity,sady mafy amin'ilay tsy laninareo vetivety an🥰Tsotra kely ny atao raha te ahazo azy ary e:

✅Asio réaction ity publication ity
✅ Abonné-o ny page Sandale de Rêve sy Modesty outfit 🙏
✅ Invité tous les amis mba is'abonne amin'ireo page ireo(avec capture,alefa ao amin'ny commentaires)
✅ Partageo ity publication ity 🫶
✅Soraty ao amin'ny commentaires ny pointures anareo😉dia Mentionnéo ny namana handray anjara koa🥰

Tirage: Mercredi 15 mai
Bonne chance 😘❤️

Iza ilay namanao tia trondro be iny😅Mentioneo izy fa ho tiany ito kapa ito🤣
08/05/2024

Iza ilay namanao tia trondro be iny😅
Mentioneo izy fa ho tiany ito kapa ito🤣

Miarahaba daholo oo🥰Efa hivoaka ny arrivage-tsika ahh sady amin'ilay kapa tianareo daholy😍Araho tsy tapaka ary ny page e...
07/05/2024

Miarahaba daholo oo🥰
Efa hivoaka ny arrivage-tsika ahh sady amin'ilay kapa tianareo daholy😍
Araho tsy tapaka ary ny page eh

NB: raha misy modèle kapa tianareo atao dia afaka mandray commande manokana ihany koa izahay ??

Bonsoir 🥰 outfit mamikely❤️▫️Jupe plissée dispo chez Modesty outfit ▫️ Sandale bientôt dispo chez nous 😊Manasa anareo mb...
19/04/2024

Bonsoir 🥰 outfit mamikely❤️

▫️Jupe plissée dispo chez Modesty outfit
▫️ Sandale bientôt dispo chez nous 😊

Manasa anareo mba hanaraka ny page🙏
Mankasitraka ❤️

Address

Tanjombato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandale de Rêve posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share