Namb's Mdg

Namb's Mdg 🍒🍒Ici, la mode n’habille pas seulement le corps, elle révèle l’âme et illumine vos instants...🌼💃🏻👗👠🧥👞👒👡👜🎒👟

🌸Très classe, prix : 25 000Ar🎁ilainareo mihintsy ity body chemise rayures ity amnzao mangatsika zao!             ✅ jp+co...
11/07/2026

🌸Très classe, prix : 25 000Ar🎁ilainareo mihintsy ity body chemise rayures ity amnzao mangatsika zao!
✅ jp+couleur+taille ao aminy commentaire ( taille:S M L Xl )
✅✅élastique,tissu coton
🚨destockage ity ka tsy de maro

11/07/2026

Tinareo ve raha asina article bojo be?mbola ivarotra?indrindra nareo faritany omano jp fa 25 000ar de mahazo🤗

10/07/2026

🌸Tsy mety vita ty resaka tantine panakarena ty ka🤔
🚨Efa oe manao jp ensemble schiap aloha de tonga oazy ilay maha tantine panakarena andry🎁
🌺Tena tsara be io ry malala!
✅Pour taille: M L xl xxl ###l

09/07/2026

🌼Outffit tsika androany,avec le truc truc très VIP🌼Ensemble marque Schiap,qualité bomba be
✅Taille: M L xl xxl ###l
📤Livraison aminy faritra rehetra

06/07/2026

✅Ndao asina Re-publication kely ry malala, iza no mbola tsy nahazo ity chemise avec boucle classe b ty?
🌸Misy dispo ato tsy maro an, 2ps par couleurs eo!
🚨40 000ar🚨
🌼Taille: M L Xl Xxl Jp commentaire ary

🌸Felicitation 20 000ar !🏆izy indray no tsara vintana taminy ilay lalao antsika iny, dee misaotra ny rehetra nandray anja...
06/07/2026

🌸Felicitation 20 000ar !🏆izy indray no tsara vintana taminy ilay lalao antsika iny, dee misaotra ny rehetra nandray anjara😘😘😘abonneo page fa mbola maro ny azo ifampizarana🎉🎉🎉

05/07/2026

🌸Alahady mafinaritra, feno hafaliana miaraka aminy Tompo🙏
🌺zany eo ihany fa nanao jp blanc daolo ry tantine panakarena de lany ilay blanc faaa😳misy fa:
✅Ny jaune, bleu, rose mbola dispo tsy mapiova maha panakarena andry io fa mihaja be daolo😍
👇👇alefako ao aminy commentaire ao ny photo, jp aingana
📤Livraison partout à mada

03/07/2026

🌸Efa atoroko anreo ilay secret maha tantine panakarena ry malala🌸
🍒Ensemble patalon , tissu en lin
🌺Simple nefa valeureux,Marque Schiap✉️Midira mp pour commander!
🚗Livraison partout à mada

🎁Mahazoa 20 000Ar!    Ahoana no fandraisana anjara?tsy lavitra ny valiny marina fa ao aminy page ao ihany👇👇👇👇     1-❤️ a...
02/07/2026

🎁Mahazoa 20 000Ar!
Ahoana no fandraisana anjara?tsy lavitra ny valiny marina fa ao aminy page ao ihany👇👇👇👇
1-❤️ ataovy LiKe ity publication ity
2- 👍ataovy FoLLow ny page
3- Tag namana rehetra ao aminy commentaire
4- ✉️ soraty ao aminy commentaire ny valiny fanontaniana👉Inona no marque an'ty ensemble patalon ity??
5- 📤 Partageo en public sy groupe varotra ity pub ity, ary hasao ny olona hanjifa sy hitsidika ny page
🏆Hifarana ny lalao : ny sabotsy ho avy izao aminy 5 ora ahiva !
🎉🎉Bonne chance

01/07/2026

🌺🌼ilainareo be ity Robe ity raha ande anao vacance nareo! Mahazo aina tsara nefa tena stylé be🌸🌸
🍒Taille standard: vert rouge orange rose (tissu en lin avec poche)
✅Tatiana: taille sm (1m55)

Address

Behoririka Golden Center Box B02
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Namb's Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category