Pejin'i Kiala Piso

Pejin'i Kiala Piso Fifampizarana momba ny zaza kely lanja. Fifanakalozana samy reny
Tsy irery ianao.

Un avant et aprรจs courant ๐Ÿ˜ฑ๐ŸฅฑJe tire mon chapeau bas pour ceux qui arrivent encore ร  gรฉrer
29/12/2025

Un avant et aprรจs courant ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿฅฑ
Je tire mon chapeau bas pour ceux qui arrivent encore ร  gรฉrer

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Malagasy : Tsy mora ny andraikitra maha ray aman-dreny.Isanโ€™andro isika mbola mianatra miaraka aminโ€™ny zanatsika.Tena...
28/12/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Malagasy : Tsy mora ny andraikitra maha ray aman-dreny.
Isanโ€™andro isika mbola mianatra miaraka aminโ€™ny zanatsika.
Tena hoe mianatra miaraka isika ๐Ÿ˜€
Raha Ray aman-dreny ianao dia tsapanao angamba e ?

๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต Franรงais : รŠtre parent, ce nโ€™est pas รชtre parfait.
Cโ€™est apprendre chaque jour avec nos enfants.
Ici, nous apprenons ensemble.
Si vous aussi vous รชtes parents, nous nous comprenons ?


'andro

Hafa tokoa ilay oe lasa reny ianaoZanakao manokana Isaky ny mijery azy dia tena hoe mirehareha
12/08/2025

Hafa tokoa ilay oe lasa reny ianao
Zanakao manokana
Isaky ny mijery azy dia tena hoe mirehareha

๐ŸŒน ๐‰๐ž ๐ฌ๐ฎ๐ข๐ฌ ๐Ÿ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐โ€™๐žฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐ฆ๐š๐ฆ๐š๐ง.
๐…๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐๐ž ๐œ๐ก๐š๐ช๐ฎ๐ž ๐ฌ๐จ๐ฎ๐ซ๐ข๐ซ๐ž, ๐๐ž ๐œ๐ก๐š๐ช๐ฎ๐ž ๐œ๐šฬ‚๐ฅ๐ข๐ง, ๐๐ž ๐œ๐ก๐š๐ช๐ฎ๐ž ๐ฉ๐ž๐ญ๐ข๐ญ ๐ฉ๐ซ๐จ๐ ๐ซ๐žฬ€๐ฌ.
๐…๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐๐ž๐ฌ ๐ง๐ฎ๐ข๐ญ๐ฌ ๐›๐ฅ๐š๐ง๐œ๐ก๐ž๐ฌ ๐ฉ๐š๐ฌ๐ฌ๐žฬ๐ž๐ฌ ๐šฬ€ ๐ฏ๐ž๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž๐ซ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ญ๐จ๐ข, ๐๐ž๐ฌ ๐ฅ๐š๐ซ๐ฆ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐žฬ๐œ๐ก๐žฬ๐ž๐ฌ ๐š๐ฏ๐ž๐œ ๐ญ๐ž๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ž ๐ž๐ญ ๐๐ž๐ฌ ๐ฉ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐š๐ฉ๐š๐ข๐ฌ๐žฬ๐ž๐ฌ ๐ฉ๐š๐ซ ๐ฎ๐ง ๐ฌ๐ข๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ž โ€œ๐ฆ๐š๐ฆ๐š๐ง ๐ž๐ฌ๐ญ ๐ฅ๐šฬ€โ€.
๐…๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž ๐๐ž ๐ญ๐ž ๐ฏ๐จ๐ข๐ซ ๐ ๐ซ๐š๐ง๐๐ข๐ซ, ๐š๐ฉ๐ฉ๐ซ๐ž๐ง๐๐ซ๐ž, ๐ญโ€™๐žฬ๐ฆ๐ž๐ซ๐ฏ๐ž๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž๐ซ.
๐„ฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐ฆ๐š๐ฆ๐š๐ง, ๐œโ€™๐ž๐ฌ๐ญ ๐ฉ๐š๐ซ๐Ÿ๐จ๐ข๐ฌ ๐๐ข๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐œ๐ข๐ฅ๐ž, ๐ฌ๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐ง๐ญ ๐žฬ๐ฉ๐ฎ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ, ๐ฆ๐š๐ข๐ฌ ๐œโ€™๐ž๐ฌ๐ญ ๐ฌ๐ฎ๐ซ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ ๐ฅ๐ž ๐ฉ๐ฅ๐ฎ๐ฌ ๐›๐ž๐š๐ฎ ๐ซ๐จฬ‚๐ฅ๐ž ๐๐ž ๐ฆ๐š ๐ฏ๐ข๐ž.
๐Œ๐จ๐ง ๐œล“๐ฎ๐ซ ๐๐žฬ๐›๐จ๐ซ๐๐ž ๐โ€™๐š๐ฆ๐จ๐ฎ๐ซ, ๐ž๐ญ ๐œ๐ก๐š๐ช๐ฎ๐ž ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ, ๐ฃ๐ž ๐ซ๐ž๐ฆ๐ž๐ซ๐œ๐ข๐ž ๐ฅ๐š ๐ฏ๐ข๐ž ๐๐ž ๐ฆโ€™๐š๐ฏ๐จ๐ข๐ซ ๐œ๐จ๐ง๐Ÿ๐ข๐žฬ ๐œ๐ž ๐ญ๐ซ๐žฬ๐ฌ๐จ๐ซ. ๐Ÿ’–

Crรฉdit : La vie de maman page Facebook officielle

Tena sarotra le tsy mampitaha ho antsika reny.Nefa mahasalama kokoa ny saina izy io.Aleo mifantoka tanteraka @ fahasalam...
07/08/2025

Tena sarotra le tsy mampitaha ho antsika reny.
Nefa mahasalama kokoa ny saina izy io.
Aleo mifantoka tanteraka @ fahasalamany fa tsy ny lanjany




Ity dia sary misy zaza roa salama tsara, telo volana avy, samy mampinono tanteraka. Ary minoa ahy, tsy matavy loatra ilay ankavanana, ary tsy hoe tsy ampy sakafo ilay ankavia. Fiaviana ara-batana voajanahary sy mahazatra fotsiny izany.

Mety aminโ€™ny fotoana hanombohanโ€™izy ireo zaza mandady, dia hanify kely ilay ankavanana ary hanomboka hanana hozatra ilay ankavia.

Aza ampitahaina aminโ€™ny zaza hafa mihitsy ny harenakelinao maman, Samy manana ny fitombony sy ny fivoarany ny zaza tsirairayโค๏ธ

19/07/2025

REFLUX OU RGO

Aujourdโ€™hui, je vous partage un vidรฉo sur un sujet peu abordรฉ mais qui touche de nombreux bรฉbรฉs : le RGO (Reflux Gastro-ล’sophagien).

Ce trouble digestif, souvent confondu avec de simples rรฉgurgitations, peut pourtant affecter le bien-รชtre et surtout la prise de poids des tout-petits. Douleurs, inconfort, pleurs frรฉquents, troubles du sommeil... Le RGO peut perturber le quotidien dโ€™un bรฉbรฉ et celui de ses parents.

๐Ÿ‘‰ Dans cette vidรฉo, vous dรฉcouvrirez ce quโ€™est vraiment le reflux, comment le reconnaรฎtre, et pourquoi il peut freiner la croissance de nos petits.

๐Ÿ’ฌ Nโ€™hรฉsitez pas ร  commenter si vous รชtes (ou avez รฉtรฉ) concernรฉs, ou ร  partager autour de vous. Ensemble, rendons ces sujets visibles pour mieux les comprendre. ๐Ÿ’›



------------------------------------------------

๐Ÿ‘ถ "Neny, nahoana aho no kely kokoa noho izy rehetra ?"๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ "Fa iza no nilaza fa kely ianao, zanako ? Kely angamba ny lanj...
18/07/2025

๐Ÿ‘ถ "Neny, nahoana aho no kely kokoa noho izy rehetra ?"

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ "Fa iza no nilaza fa kely ianao, zanako ? Kely angamba ny lanja, fa lehibe be ny herinao. Tsy hitanao ve ny fomba fihazakazahanao, ny fihomehezanao, ny fahazotoanao ?

๐Ÿ‘ถ "Fa nahoana izy miresaka hoe tsy ampy sakafo aho ?"

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ "Tsy fantany fotsiny ny tantaranao. Tsy fantany fa misimisy ihany ny ady vitanao. Fa ianao ilay zaza mafy fo, niady nanomboka t@ fahaterahana hatramin'izao.

๐Ÿ‘ถ "Dia mety ho toy ny izy rehetra ve aho androany ?"

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ "Tsy toy ny rehetra ianao, zanako... ianao dia ianao. Ary ianao dia ampy. Ary aminโ€™izay maha-ianao anao izay, dia feno fitiavana, feno hery, ary tena miavaka."

๐Ÿงก Ho anโ€™ireo reny rehetra manana zaza manokana. Tsy araka ny fenitra rehetra angamba, fa tena feno sy manan-kery.

โณ Raha nisy fotoana tsy nety ny lanjany , aza Mbola kivy aloha

๐Ÿ‘‰ Araho ity pejy ity raha mahatsapa ianao hoe "tsy manaraka fenitra" ny zanakao fa manaraka lalana hafa, nefa matanjaka ihany.

๐Ÿ‘‰ Zarao aminay aminโ€™ny commentaire ny tantaranโ€™ny zanakao, na dia kely aza. Ny fitiavana sy fizarana dia manome hery ny hafa ๐Ÿ™





๐ŸŒŸ๐ŸŒŸNdao mba asina kely otran'izao e ๐ŸŒŸ๐ŸŒŸMba angalana hevitra @ fiakanjo ho an'ny zanantsika.Mamy ery le mampihaingo azy ire...
13/09/2024

๐ŸŒŸ๐ŸŒŸNdao mba asina kely otran'izao e ๐ŸŒŸ๐ŸŒŸ

Mba angalana hevitra @ fiakanjo ho an'ny zanantsika.

Mamy ery le mampihaingo azy ireo.

Ireto indray ny entantsika androany ary e!! Tena mora nefa efa nofantenana am'ilay tsara.Grenouillรจre mafana , motif azt...
01/07/2024

Ireto indray ny entantsika androany ary e!!

Tena mora nefa efa nofantenana am'ilay tsara.

Grenouillรจre mafana , motif aztรจque 9 mois:7000Ar
Doudoune be violet 6 ร  12 mois: 15 000Ar
Bonnets 12 ร  18 mois : 7000Ar/piรจces ( 25 000Ar izy rehetra)


Iza no loko mety aminao ?? Marron  ๐ŸคŽ, Rose๐Ÿฉท , Rouge โค๏ธSafidio amini'ireto ary e .15 000Ar daholo ny akanjo mafana be eto...
27/06/2024

Iza no loko mety aminao ??
Marron ๐ŸคŽ, Rose๐Ÿฉท , Rouge โค๏ธ

Safidio amini'ireto ary e .

15 000Ar daholo ny akanjo mafana be eto amin'ny pejintsika.

Asio JP izay mety na alefa mp mivantana fa ho valina ianao.

Mirary Alakamisy hariva mahafinaritra e

ARRIVAGE๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขBalle vao novakina mihitsy ity an!!!  entina @   zareo aVeste sy gilet   Misy manteau ร  capuche.  : 20 000Ar  ...
15/06/2024

ARRIVAGE
๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขBalle vao novakina mihitsy ity an!!!
entina @ zareo a
Veste sy gilet
Misy manteau ร  capuche.

: 20 000Ar
: 15 000Ar
: 25 000Ar

Afaka Manao livraison : 2j aprรจs rรฉservation no tonga ny entana
Afaka Manao rรฉcupรฉration ihany koa : Tsimbazaza no toerana
Misy laharana afaka antsoina ireto :
038 34 432 90 / 032 04 606 34

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Telephone

+261383443290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'i Kiala Piso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pejin'i Kiala Piso:

Shortcuts

Share